Vohitriniaina

Vohitriniaina Centre de loisirs à Vontovorona.

✨️Miarahaba sy mirary soa ary mirary fety sambatra ho anareo izahay ato amin’ny Vohitriniaina  amin'izao fetin’ny P***a ...
05/04/2026

✨️Miarahaba sy mirary soa ary mirary fety sambatra ho anareo izahay ato amin’ny Vohitriniaina amin'izao fetin’ny P***a izao✨️

📣 Lundi de pâques miaraka amin’ny Vohitriniaina 🏞 Mbola tsy nahita toerana hialana sasatra sy hifalifaliana miaraka amin...
24/03/2026

📣 Lundi de pâques miaraka amin’ny Vohitriniaina

🏞 Mbola tsy nahita toerana hialana sasatra sy hifalifaliana miaraka amin’ny fianakaviana ve ianao amin'izao hakatoky ny fety izao?

🌿 Tonga soa eto amin’ny Vohitriniaina Vontovorona!
📍Toerana natao ho an’ny fialamboly sy fahafinaretana ho an’ny rehetra

🎫 Ny fidirana tsy miova :
✅️ 5 000 Ar / pers
✅️ 8 000 Ar / pers

🎯 Activités efa tafiditra ao :

- Piscine 🏊
- Kayak 🚣
- Manège 🎠
- Trampoline 🤸
- Billard / Baby-foot 🎱
- Terrain de foot / basket / pétanque ⚽🏀

🎤 Misy Karaoké ihany koa ( consommation obligatoire)
🍹 Efa misy tsakitsaky sy zava-pisotro ihany koa ety an-toerana !

🎶 Misy "animation Dj" sy " Zumba Party" maimaimpoana ho an’ny rehetra! 💃🔥

📩 Raha mila fanazavana fanampiny ary dia afaka manoratra aminay mivantana na miantso avy hatrany :

☎️ 034 21 975 31 / 033 33 673 43
📲 Whatsapp : 034 21 975 31
📧 Email: [email protected]

Vohitriniaina Ampefy annexe Vohitriniaina Vontovorona 😉
02/03/2026

Vohitriniaina Ampefy annexe Vohitriniaina Vontovorona 😉

Misokatra toy ny mahazatra izahay manomboka amin'ny 09 Ora maraina ka hatramin'ny 05 Ora Hariva.Tsy miova hatrany ny Vid...
10/01/2026

Misokatra toy ny mahazatra izahay manomboka amin'ny 09 Ora maraina ka hatramin'ny 05 Ora Hariva.
Tsy miova hatrany ny Vidim-pidirana :
5 000Ar/8 000Ar
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina na antsoy ny laharana
📞034 21 975 31

25/10/2025

Efa mafana ny andro eh! 😃☀️

Tsy lavitra an'i Antananarivo anefa ambany vohitra kely no misy an'i Vohitriniaina Vontovorona.
Toerana milamina sy mahafinaritra izay manambatra ny natiora🌳🌹, ny Rano🚣🏼 ary ny fialam-boly🏊🏼🏀.
Mety amin'ny fianakaviana, namana, na fialan-tsasatra tsotra👌🏼

📞 034 21 975 31 / 033 33 673 43

25/07/2025

La douceur de vivre au bord du Lac Itasy vous attend à Vohitriniaina Ampefy.

Vohitriniaina Ampefy 🏝🏞
22/07/2025

Vohitriniaina Ampefy 🏝🏞

Faly Miarahaba antsika rehetra 😃Efa akaiky ny fety koa mampafantatra anareo izahay fa misokatra soamantsara ny Loisirs V...
11/04/2025

Faly Miarahaba antsika rehetra 😃
Efa akaiky ny fety koa mampafantatra anareo izahay fa misokatra soamantsara ny Loisirs Vohitriniaina ny Alatsinainy ny P***a.
Manomboka amin'ny 07Ora maraina ny vavahady no misokatra amin'io fotoana io ary tsy miova ny vidim-pidirana, koa tongava maro ary 😉
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana etsy ambany.

Miarahaba antsika rehetra.Vohitriniaina Ampefy dia misokatra hatrany ary manana tolotra sy zava-baovao ho an'ireo izay m...
06/04/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Vohitriniaina Ampefy dia misokatra hatrany ary manana tolotra sy zava-baovao ho an'ireo izay mikasa ny hiala sasatra sy hiala voly any an-toerana koa tongava maro.

Informations et Réservation au : 034 66 454 69

Vohitriniaina dia toerana mendrika ho an'ny fialan-tsasatra miaraka amin'ny sakafo manan-tsiro sy tolotra feno fitiavana...
01/03/2025

Vohitriniaina dia toerana mendrika ho an'ny fialan-tsasatra miaraka amin'ny sakafo manan-tsiro sy tolotra feno fitiavana.
Jereo anie eeeee😉

Address

Près Du Lac Vontovorona
Antananarivo
102

Telephone

+261342197531

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vohitriniaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vohitriniaina:

Shortcuts

Share