Catalans FCB

Catalans FCB Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Catalans FCB, Sports Team, Barcelona, Antananarivo.

Fantatra fa hifindra any amin'ny club du roi ihany koa ny mpilalaontsika teo aloha dia i antoine griezzmann izany amin'n...
14/09/2023

Fantatra fa hifindra any amin'ny club du roi ihany koa ny mpilalaontsika teo aloha dia i antoine griezzmann izany amin'ny mercato ho avy io

➡️ Lasa any Portugal i Cancelo eo ampiandrasana ny fahazony alalana ho any amin’ny FC Barcelone (tsy mikotrana miaraka a...
25/08/2023

➡️ Lasa any Portugal i Cancelo eo ampiandrasana ny fahazony alalana ho any amin’ny FC Barcelone (tsy mikotrana miaraka amin’ny Manchester City intsony izy), anio izy no saika hanao ny visite médicale tany Barcelone saingy nanambara ny club fa miandry kely amin’ny herin’andro ho avy ny hanatanterahana izany. Minoa ahy ianareo fa ho mpilalao vaovao antsika i Cancelo 😉.

Loharano : Blaugrana fans Madagascar
VISCA BARCA 💙❤️

🚨❌ Gundogan ne jouera pas contre l’AC Milan, ni contre Tottenham le 08 août.[Diario AS]
31/07/2023

🚨❌ Gundogan ne jouera pas contre l’AC Milan, ni contre Tottenham le 08 août.

[Diario AS]

Rim'K, mpanakanto Frantsay (Rappeur) miaraka amin'ny fanamiana Oriol Romeu 💙❤️FCBM🔵🔴
31/07/2023

Rim'K, mpanakanto Frantsay (Rappeur) miaraka amin'ny fanamiana Oriol Romeu 💙❤️

FCBM🔵🔴

Mampalahelo i dembele saingy tsy isika no mibaiko azy fa ny sainy😔💔💙➡️ Manao izay hitazomana azy ny FC Barcelone saingy ...
31/07/2023

Mampalahelo i dembele saingy tsy isika no mibaiko azy fa ny sainy😔💔💙

➡️ Manao izay hitazomana azy ny FC Barcelone saingy tsy afa manaotra satria ilay clause libératoire no napoakan’ny PSG ary nanaiky i Dembele. Diso fanantenana amin’ity ranamana ity aho, bon.. marary ilay izy saingy tsy mitazona izay tsy tamàna isika , raha miala ny eo mahita solony indray isika fa aza kivy ianareo.

VISCA BARCA 💙❤️

🔴 MATCH DE PRÉPARATION FIN DU MATCHFC Barcelone 3-0 Real Madrid⚽️ Dembele (passeur Pedri)⚽️ Fermin Lopez⚽️ Ferran Torres...
29/07/2023

🔴 MATCH DE PRÉPARATION
FIN DU MATCH

FC Barcelone 3-0 Real Madrid
⚽️ Dembele (passeur Pedri)
⚽️ Fermin Lopez
⚽️ Ferran Torres (passeur Fermin Lopez)

➡️ Betsaka ny fanantenana amin’ity saison 2023-2024 ity raha ny lalao hita teo, nanome ny tsara tany aminy daholo ny mpilalaontsika rehetra . 🔥🔥

➡️ Anisan’ny mpilalaontsika tena naharesy lahatra ahy androany i de jong💪. Mitovy fijery amiko ve ianareo?

➡️ Efa namiratra i Fermin Lopez tamin’ny lalao fanomanana nifanandrinana tamin’ny Arsenal, mbola namiratra ihany koa izy androany, ho resahan-tsika misimisy kokoa ity zandry kely ity rahampitso. 😍😍

➡️ Ferran Torres, lalao fanomanana 2 izay no vita ary nahafaty baolina foana izy. 👏🏼👏🏼

TOP: Ter Stegen, De Jong, Kounde, Dembele, Romeu, Pedri, Fermin Lopez

VISCA BARCA 💙❤️

🔴🔵:📸 Tahak'izao hitantsika izao indray ny maillot exterieur ho an'ny Ekipantsika,Mba tianareo ve🙌🏻🔵🔴
29/06/2023

🔴🔵:📸 Tahak'izao hitantsika izao indray ny maillot exterieur ho an'ny Ekipantsika,

Mba tianareo ve🙌🏻🔵🔴

🚨 Tapakevitra amin'ny hoaviny i Dembelé🔵 Nilaza tamin'i Xavi izy fa hijanona ao Barcelone ihany🔴 Nidina ho 50 M € ny sar...
29/06/2023

🚨 Tapakevitra amin'ny hoaviny i Dembelé

🔵 Nilaza tamin'i Xavi izy fa hijanona ao Barcelone ihany

🔴 Nidina ho 50 M € ny sarampifindrany hatramin'ny tapaky ny volana Jolay saingy efa nanapakevitra ny hijanona izy

🆗 Hisy fihaonana ato ho ato momba ny fanalavana ny fifanarahany amin'i Barça

[Diario Sport]

❗ Miheritreritra ny hanao matso bus isika barcelone amin'ny alatsinainy ho avy izao noho ny fandreseny ny ady amin'ny la...
12/05/2023

❗ Miheritreritra ny hanao matso bus isika barcelone amin'ny alatsinainy ho avy izao noho ny fandreseny ny ady amin'ny laliga raha vao naharesy ny Espanyol❗

[Via: RAC1🥇]

Ity pejy ity dia natao ho fampafahantarana ny vaovaon'ny klioba FC.BARCELONA ,sy ireo fandaharampotoanan'ny FC.BARCELONA...
12/05/2023

Ity pejy ity dia natao ho fampafahantarana ny vaovaon'ny klioba FC.BARCELONA ,sy ireo fandaharampotoanan'ny FC.BARCELONA rehetra🇪🇸🔴🔵

Ka mba hanarahinao izany misimisy kokoa dia mba mangataka J'aime aminareo ny pejy🙏🏻

Address

Barcelona
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Catalans FCB posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category