20/08/2026
Hafatra miantefa aminao monsieur/senpai yvan loyal steefox .
Avy aty Amin'n sensei Jaolaza Aurélien
Ceinture noire 6 ème Dan DE LA FÉDÉRATION MALAGASY teo Aloha Diplôme reconnu international (tena izy)
- Mañana DOJO maro eto MADAGASCAR
Manoloana zavatra misy eo amin'ny taranja karaté izay ifandroritana amin'izao fitoana.
1- Monsieur/Senpai Yvan.tsy ei là ! no mampianatra anay fitondran - tena , fahendrena,fifanaja, famatorana Ary fahamarinana sy soatoavina BUDO & PHILOSOPHIE Ary fotom- pisainany karaté.
- fantatray ny lĂ lana marina ry senpai yvan loyal.
TSY MISY MANIRY HISARABAZANA NA FIFANDRAFIANA SAMY KARATÉ KA .
RAHA TENA MANANA FOTOMPISAINANA BUDO MARINA IANAO AZA MADAINGA ()
- Milaza anao Instructeur ceinture noire 6 ème Dan international wado ryu.
Ampiresahanao daholo n'y karaté ka eto Madagascar, fa hoe @ maha instructeur amin'ny taranja karaté, ahy miasa aty sehatra iraisampirenena ( consulat Türk, na consulat la réunion) ahy aty ivelany dia gauche a droite....
ANAO MONSIEUR YVAN TSY MIMPETRAKA ANY IVELANY, FA MIPETRAKA AO AMBANJA ( SAMBIRANO) MPIASA CHAUFFEUR PATRON IANAO .
TSY MBOLA NODIAVIN'NY TONGOTRANAO NA MAURICE AKAIKY IO.
ANANAKO PREUVE MARO MOMBANAO , ary aza vokisanao lainga ireto RAD Sensey Hary ratafika, sensei hery ramampahiratra, sensei mamy Robinson, sensei Eric andrianjatovo , Shihan Nicolas, Shihan Mihary ni rencho SNS marobe .
2- Raha tena 6ème dan international marina anao . Ary maharary sy menatra anao de omeko 24h anao mandefasa pub vidéo @ page não marobe reo VIDEO KIHONE DE BASE SY KATA DE BASE Zay fotsiny fa tsy vitanao h@ faran'io . RAHA TENA MIPETRAKA ANY IVELANY ANAO DE ATAOVY VIDEO DIRECT, DE FOND IMAGE ASEHOY hoe io izany la réunion na turk . ataovy sary réalité tahaka anaha reo fa tsy PHOTO SHOP NAO IO. Anao mangalabaraka karaté k
3- Anao miatsara velatsy @ Président Fédération Teo aloa.
Miantso ireo Sensei marobe ireo anao Ary manaratsy sy manozona NY PDT FKM @ reto laharany whatsapp ireto 032953607.../033348623.../038686513....aveo anao Mi- cautionner io FKM io manao pub miaro az , midoka doka azy. Mijoroa tahaka ataonay jusqu'Ă ce jours Raha tena lehilay.
- Zo ry sensei namako jiaby ETO MADAGASCAR. n'y numéro WhatsApp afaka ampiasaina any ivelany ( intégré any ivelany fona 32/33/34. fa manomboka rampitso ianareo miantso amin'ny TAXIPHONE, fa Mandea io numéro io , Raha tokiny izy n'y taxiphone tsy m'intègre any ivelany. fa mino fa vonoiny ny phone na tsy ho raisiny intsony ny vahoaka Malagasy manomboka rampitso. mety afaka 3 mois koa...
4 - ei là Milaza mikarakara sortie any ivelany, ei là mampianatra développement personnel eo page Facebook não maro bé , Ary bé diplôme. Hoe fampivoarana maha olona , hoe fahombiazana Fa Mbola manofatrano , izahay tsy nianatra, no mampiasa olo maro . Tsy manofatrano . MBOLA HITOY ITY RESAKA ITY....MITOHY FITONDRANAO MOTO NADONANAO TEO. @ HOTEL DE VILLE MAHAJANGA, MILAZA ANAO AVEO FA TAPAKA TONGOTRA.