18/08/2023
Obésité (fahatavezana)
🔘 Raha vao mihoatra ny 25 ny IMC (poids/(taille x taille) dia en surpoids ianao zay ary manomboka obèse kosa rehefa mihoatra ny 30, rehefa mihoatra ny 40 izy dia efa tena obésité morbide mihitsy ny filaza azy ary tena ratsy be ho an'ny fahasalamana
🔘 Misy karazany 2 ny obésité
1)obésité androïde: any amin'ny partie supérieure an'ny vatana no miangona ny tavy(tarehy, atoka, sandry, kibo sns
-ny lehilahy matetika no tena misy io karazany io(izay no maha androïde azy nefa tsy mahasakana ny vehivavy tsy hisy zany
-ratsy kokoa io karazana tavy io ary tena ambony be ny risque amin'ny karazana aretina toy ny :diabète, tosi-drà Avo, arerin'ny fo, Apnée du sommeil na ilay olona tsy miaina n'a sepotra kely matetika rehefa matory(raha sady matavy ianao no miherotra be dia mailo) sns
-tsy voatery ho avy amin'ny mauvaise alimentation fotsiny anefa no antony fa mety ho cause médicale : syndrome de cushing(hypercortisolisme) (exemple io) :indrindra fa ra bory2 be ny tarehinao, misy bosse be mitovy amin'ireny trafon'omby ireny ny hatoka n'a tsy ngeza be ary, kely ambany, be vergetures, mihena ny envi sexuel sns.. Mila miconsulter ra kzya fa mety hireveler aretina enjakenjana io,.. Mety ho maladie psychologique (boulimie), obésité infantile(facteur de risque be amin'ny obésité rehefa lehibe... sns
_Tandremo koa nefa fa mety hanana forme hoatr'anio koa rehefa tena ratsy sy be la farine sy tavy be loatra ny sakafo hoaninao ary efa tena ela loatra ianao no exposé amzay mode de vie zay...
2) Obésité gynoïde kosa dia mis'accumule any ambany amin'ny vody sy Fe ary ny bas ventre ny tavy, somary kely kokoa ny risque amin'io zany hoe ny risque ikambanana misy foana indrindra ny problème ana articulation sns
🔘 Misy ny fanafody hanenana ny tavy Saingy efa maro tamin'izy ireo no tsy azo amidy intsony noho ny habetsaky ny effet secondaire...
🔘Ny tena fanafodin'izany dia ny fanamboarana ny mode de vie:
-rééquilibrage alimentaire, sport (tsara kokoa raha sous surveillance médicale noho ilay profil matetika misy maladies cardio-vasculaire miaraka aminy foana.. (afaka manaraka anao amin'izany izahay:sur rendez vous)
-afaka manangana groupe koa isika groupes de soutien psychologique et entraide entre des personnes obèses qui veulent diminuer leurs poids:manampy be iny na resaka motivation fotsiny aza..