13/04/2024
Mpanao Film : Ndao ra hiaraka aminay!
Mpankafy : Ho aiza e!?
Mpanao Film : Hanalazy any ANDAKANA o!!⚽🎤
📢Allo...📢Allo...
Ndao ary Hanalazy sy Hifety miaraka aminay ny 📅 ALAROBIA 01 MAY 2024 hoavy izao any @ 🎪 Complexe Ankazo Andakana, Distrika Ambohidratrimo.
📌 REVY HAFA MIHITSY io satria dia fety tsy manampaharoa iarahana amina Mpilalao Sarimihetsika Malagasy maro ary hisy ⚽LALAO BAOLINA KITRA⚽ iany koa izay hifandonan'ny ekipa voafantina AS CATALAN Andakana sy ny ny Mpilalao Film na ny AFC (Acteurs Football Club).
📌 Ho tonga hanafana ny Lanona amin'io ny Mpanakanto RAPPA.
📌 Hivoha @10 ora maraina ny vavahady ary hisy kilalao maro isan-karazany azahoana loka sy Zumba iarahana amin'ny Coatch Naval sy ireo mpilalao film.
📌 Hisy mpilalao sarimihetsika vehivavy koa hoavy amin'io💁💃
📌 Tongava maro fa hifety isika🎵, hifaly👏 ary hiaraka haka sary📷.
💲Vidim-pidirana :
Lehibe 5 000ar , Ankizy 3 000ar
Mpankafy: 🎤..............🔊
Aleo any Andakana nareo manohy ny hira😉😉👊