27/11/2024
Fa hitsahatra Amin’izay nisasarany izy, fa ny asany manaraka azy.
Izy no Rado, mpamokatra ireo fitaovana rehetra novokarina tao @ ity pejy ity.
Misaona ny pejy ankehitriny satria lasa nandao ny tany izy 😭