Brown wid -pam's

Brown wid -pam's Préparateur Moto de Course et Pilote

Prochaine rendez vous 😉invitéo dieny zao ny namana rehetra fa ho ampita antsika eto daholo ny direct ny championnat de M...
07/05/2026

Prochaine rendez vous 😉
invitéo dieny zao ny namana rehetra fa ho ampita antsika eto daholo ny direct ny championnat de Madagascar mba ho fanomezana fahafam-po ho any pankafy rehetra any @ faritra any e!! 🙏
Abonné o ny page ntsika afahanareo manaraka ny vaovao rehtra momba ny course eto Madagascar

Ao daholo ve ny panaraka ato @ pages e!! 👋👋 ilazao ny namana d inviteo fa ho ataontsika direct eto daholo ny course andr...
03/05/2026

Ao daholo ve ny panaraka ato @ pages e!! 👋👋 ilazao ny namana d inviteo fa ho ataontsika direct eto daholo ny course androany aty @ SRK

30/03/2026

Misy ny fiatombohany de misy ny fiafarany 👋
2011-2025 taona maro nifandimby 🏆🎊🍾Nilomanosana tao anatiny compétitions 🫡
Nony antony maro dia nanapakevitra ny tsy Handray anjara @ championnat alo ny tenako.
Ao ny lafiny arak'asa sy ny andraikitra maro Zay sahanina dia tery dia tery ny fotoanako ka izay indrindra no antony 😁
Noho izany rehetra izany dia mitondra fisaorana ho anireo piara-miasa rehetra nandritra izay taona maro izay.
Voalohany @ zany (Setra Fast max 177) tamin'ny napidirany ana tao amin'ny tontolony course scooteur Août 2011🙏 motoany no nentiko nilalao voalohany 😉 Ary taoarina anizay dia nisy ny fiaraha-miasa tamin'ny (Président Pami Team) Ando NT 53 nandritra ny taona maro. ka ireto ny vokatra nifandimby tamin'izany lalao natao izany 😊
Champion Trophée Red dog 2014 🎁
Champion Trophée Red dog 2015) 🎊🎉🎁
Vice champion Trophée madascoot 2015
Champion de M/car 2016/2017 (3) catégorie Champion Trophée kanto Cruise 2017 🎉🏆 2018-2019 Blessure Main Droite 😥🥵
2020 Covid ❌❌❌
2021 namerina tanana 5em place championnat
2022 5em place championnat
2023 Vice champion 🎉🎉
2024 Vice champion 🎊🎊
2025 deuxième Vice champion 🍾🍾
hisaorako be nareo Pami team rehetra teo fona nanosika sy nanohana ary nanampy be t@ fotoan-tsarotra 💋
Ary ireto garage sy namana piara-miasa rehtra reto (Peny Scoot Attack 301 akadindramamy) (Lova 50 Ultimate Racing) (Scoot Shop Majunga) (Xpert Motors Andranomena) (Patrick 555) (Rafat Tiger scoot 888) (Garage 272) (Garage 22 andavamamba) (Clinic scoot Alarobia) (Nb Motors) (Papi Aimé) (Carlos 86 Majunga) (Ramamy 809 Ambositra) (Mamitantely 10 Fianaratsoa) (W***y 2012) (Zazoline Scoot 199) (Jérôme 511 team strombo)
(Franck lalaina 253) Nosy be (Loic stan 416) nosy be (Tonton Pierre 84) (Zz concept 246) Dadafara (Leebonde 88 Fianaratsoa) (Josto cool 174) Tamatave (Andry 127) Diego-Suarez (Bruce Tuléar) (Abdoul 786 Tamatave) Ianareo Public sy pankafy ny zavatra nataoko rehetra 💋🤩
Bdb ianareo (garage) (olon-tsotra) niara

Address

Antananarivo

Telephone

+261330199225

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Brown wid -pam's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share