Vaovao kitra malaza

Vaovao kitra malaza ⚽ Vaovao.Kitra.Malaza – Pejy ofisialy mizara vaovao 🔴, fanadihadiana 📊 ary hetsika rehetra momba ny baolina kitra eto an-toerana sy any ivelany.
(1)

Manome vaovao haingana sy azo antoka ho an’ny mpankafy baolina kitra 🇲🇬🌍.

➡️Nivoka mpandresy tamin'isa 4 - 0 i Real Madrid nanoloana an'i Malaga⚡
30/08/2026

➡️Nivoka mpandresy tamin'isa 4 - 0 i Real Madrid nanoloana an'i Malaga⚡

🚨🔵⚪️ VAOVAO FARANY: Efa akaiky ny fahavitan’ny fifindran’i Gabriel Martinelli any Al Hilal! 🇧🇷Efa nifanaraka tamin’ny Al...
30/08/2026

🚨🔵⚪️ VAOVAO FARANY: Efa akaiky ny fahavitan’ny fifindran’i Gabriel Martinelli any Al Hilal! 🇧🇷

Efa nifanaraka tamin’ny Al Hilal i Gabriel Martinelli, ary efa nahazo alalana handeha any Arabia Saodita izy mba hamita ny dingana farany amin’ny fifindrana.

💰 Mihoatra ny 65 tapitrisa euros ny sandan’ny fifanarahana. Efa nanaiky ny tolotra nataon’i Al Hilal i Martinelli andro vitsivitsy lasa izay, ary fitiliana ara-pahasalamana no dingana manaraka alohan’ny hahavitana tanteraka ny fifindrana.

⚡️ Tsy i Martinelli ihany koa no kendren’i Al Hilal, fa mikasa ny haka an’i Ollie Watkins ihany koa ilay klioba saodiana.

🔵⚪️ Efa manakaiky ny fahavitan’ny fifindran’i Martinelli any Al Hilal!

➡️ ireo 11 tompon-toerana voalohany ho an'i Real Madrid 🤔⚡
30/08/2026

➡️ ireo 11 tompon-toerana voalohany ho an'i Real Madrid 🤔⚡

🚨🔵🔴 VAOVAO MAFANA: Barcelona dia efa nifanaraka tamin’i Arsenal momba ny fahazoana an’i Gabriel Jesus! 🇧🇷✈️ Efa nanaiky ...
30/08/2026

🚨🔵🔴 VAOVAO MAFANA: Barcelona dia efa nifanaraka tamin’i Arsenal momba ny fahazoana an’i Gabriel Jesus! 🇧🇷

✈️ Efa nanaiky ny fifindrana ilay mpanafika Breziliana, ary kasaina ho any Espaina izy hanao fitiliana ara-pahasalamana.

💰 10 tapitrisa euros ny sandan’ny famindrana azy, izay mbola mety hiampy vola fanampiny arakaraka ny fepetra nifanarahana.

📝 Efa nisy ny fifanarahana am-bava teo amin’ireo klioba roa, ary eo am-panomanana ny antontan-taratasy ilaina amin’ny famitana tanteraka ny fifindrana izy ireo.

🔥 Ity no voalaza fa iray amin’ireo fifindrana tampoka sy tsy nampoizina nokendren’i Deco ho an’i Barcelona, ka antenaina ho vita ao anatin’ny 24 ora ny dingana rehetra.

➡️ireo voka-dalao rehetra nisongadina omaly💯⚡
30/08/2026

➡️ireo voka-dalao rehetra nisongadina omaly💯⚡

🚨⚫🔵 OFISIALY: Hiverina any amin’i Atalanta i Franck Kessié! 🇨🇮Efa nifanaraka i Atalanta sy i Franck Kessié momba ny five...
29/08/2026

🚨⚫🔵 OFISIALY: Hiverina any amin’i Atalanta i Franck Kessié! 🇨🇮

Efa nifanaraka i Atalanta sy i Franck Kessié momba ny fiverenany ao amin’ilay klioba, ary tsy handoavana saram-pifindrana izany.

🔙 Hiverina ao amin’ny klioba efa nilalaovany taloha ilay mpilalao afovoany ivoariana, taorian’ny nialany tao amin’i Al Ahli.

❌ Nisy ihany koa ny fifampiraharahana tamin’i Juventus, saingy tsy nahomby izany ka tapaka ny hevitra fa hiverina any Atalanta i Kessié.

⚡️ Fiverenana manokana ho an’i Kessié izany, satria efa niaro ny lokon’i Atalanta izy taloha ary tao no tena nanombohany nampiseho ny talentany teo amin’ny sehatra ambony.

➡️ireo voka-dalao nisongadina omaly ⚡
29/08/2026

➡️ireo voka-dalao nisongadina omaly ⚡

28/08/2026

😂 Otrany hoe mahita an’i Colonel Mickaël mihitsy zany aho amin’ity horonan-tsary ity 😂😂

🔐🔴⚪️ Mihidy tanteraka ny varavarana: tsy eo amin’ny drafitr’i Atlético Madrid ny fivarotana an’i Julián Álvarez amin’i B...
28/08/2026

🔐🔴⚪️ Mihidy tanteraka ny varavarana: tsy eo amin’ny drafitr’i Atlético Madrid ny fivarotana an’i Julián Álvarez amin’i Barcelona, na izao na amin’ny hoavy.

Na izany aza, tsy midika izany fa tsy azo amidy i Álvarez. Misokatra hatrany amin’ireo klioba hafa liana amin’ny fahazoana azy i Atlético Madrid, raha toa ka misy tolotra mifanaraka amin’ny fepetra sy ny tombontsoan’ny klioba. 👀

⛔️ Barcelona ihany no mihidy ny varavarana ho azy. 🔐

🔥 Hanomboka ny 8–10 Septambra 2026 ny dingana aminy UEFA CHAMPIONS LEAGUE, ary hifarana amin’ny lalao andro faha-8 amin’...
28/08/2026

🔥 Hanomboka ny 8–10 Septambra 2026 ny dingana aminy UEFA CHAMPIONS LEAGUE, ary hifarana amin’ny lalao andro faha-8 amin’ny 27 Janoary 2027.

Address

IVN 117 Ter
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao kitra malaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share