GoodLife Gym Ambohibao

GoodLife Gym Ambohibao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GoodLife Gym Ambohibao, Gym/Physical Fitness Center, Ambohibao-Antehiroka pres 2fm, Antananarivo.

28/01/2026
taona vao2, fiainana vao2,mila manana vatana vao2 ko ianareo fotaonany zao ny anaovana tsara2 biky retsy annnn😁😁😁sa iand...
28/01/2026

taona vao2, fiainana vao2,mila manana vatana vao2 ko ianareo
fotaonany zao ny anaovana tsara2 biky retsy annnn😁😁😁

sa iandry @ 2027 dia iaraka tsika😅😅😅😅

anan aleo rapitso ka🤔🤔 rehefa avieo ranga za tonga any an, sady anaovako ilay kilaoty tsarabe vao nividiko iny le fitondra mikotrana ee🥰🥰🥰😝😝

14/01/2026

Miandry any ireo mbola any afara any izahay annn

tongava aingana fa mbola ato ny anjara anareo
sady ampitiavana be ny anoloranay azy 😍😍😍💪💪💪

de lundi au vendredi 6h:00mn à 19h:30mn
samedi 6h:00mn à 18h:00mn 👌👌

Aza adino ny fotoanatsika rapitso aty @ salle annn Izay varina any de taraiky 🫡🫡🤫🤫Misokatra faona tsika manomboka @ 6h:0...
13/01/2026

Aza adino ny fotoanatsika rapitso aty @ salle annn

Izay varina any de taraiky 🫡🫡🤫🤫
Misokatra faona tsika manomboka @ 6h:00mn🌄 maraina atramin ny 7h:30mn Hariva🌃

13/01/2026

⚠️⚠️⚠️⚠️⛔️⛔️⛔️Miarahaba Antsika rehetra membres ato @ goodlife gym Ambohibao

Ato alony Tsika no mifampitafa fa nisy nigafy ny Compte Facebook ,mamdra panokatra compte vao2
Antsoy ny 0327210307/0348072891 ra mila fanazavana fanampiny⛔️⛔️⛔️⛔️⚠️⚠️⚠️

Misokatra manomboka @ 6h maraina ny salle atsika! Atram ny 7h ariva latsinainy katraminy sabotsy! Séance 3000ar ny abonn...
13/06/2025

Misokatra manomboka @ 6h maraina ny salle atsika! Atram ny 7h ariva latsinainy katraminy sabotsy! Séance 3000ar ny abonnement 40.000ar

Tarifs mora nefa ny matosy tsika manja be! Tongava fa tsy andiso fanatenana anao izahay Tompoko😊

Address

Ambohibao-Antehiroka Pres 2fm
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GoodLife Gym Ambohibao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GoodLife Gym Ambohibao:

Share