17/11/2021
Salama tompoko
Misy mbola tsy manana klioba ve ?
Izahay Dia mbola mandray mpilalao U15-U19 vehivavy s'y lehilahy hoanao Zay te hiditra dia aza misalasala mandefa hafatra miafina @ Pejy
Izahay koa Dia mandray ankizy U10-U13 ihany koa n'a lahy n'a vavy ☺️ Dia manasa anao handefa hafatra miafina @ pejy
Dia raha misy vonona hanohana ny klioba Dia za misalasala MANANTONA fa zahay Dia Mila fiaraha miasa koa ☺️
Marihina moa fa izahay Dia eto Antananarivo
Misaotra tompoko
Send a message to learn more