As Coindre Arivonimamo

As Coindre Arivonimamo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from As Coindre Arivonimamo, Sport & recreation, Arivonimamo, Antananarivo.

24/05/2026

Hankahery antsika anie ny Fanahy Masina. Arahabaina daholo nahatratra ny Pantekoty.

Andao foana e
12/05/2026

Andao foana e

04/05/2026

Any Miarinarivo isika no milalao ny alahady 10 mai ho avy zao

14/04/2026

Amin ny alahady 19 avril isika misy match eny imerintsiatosika mifanandrina amin zkfi. Miomana tsara daholo. Mivondrona.aty isika amin sabotsy

11/03/2026

⚽CHAMPIONNAT D1. 2026⚽ - [PROGRAMME MATCHS]

Journée 03
🗓️DIMANCHE 15 MARS 2026

🏟️Terrain MIARINARIVO

🕚12h30 : AS COINDRE Arivonimamo 🆚 ASEFFEMA Imerintsiatosika

🕛14h30 : OMA Miarinarivo 🆚 EF JEM Miarinarivo

10/02/2026

Tsy mianatra ny LCCA rahampitso noho ny cyclone.

Araky ny vaovao nampitain ny avy amin ny Section dia amin, ny Alahady heriny no atao ny finale ny section. Izany hoe ala...
08/01/2026

Araky ny vaovao nampitain ny avy amin ny Section dia amin, ny Alahady heriny no atao ny finale ny section. Izany hoe alahady 18 janoary raha tsy misy ny fiovana

Asaina  isika mpilalao  As Coindre ho tonga amin ny sabotsy fa misy zava dehibe ho dinihana. Resaka D1 ilay izy. Merci
05/01/2026

Asaina isika mpilalao As Coindre ho tonga amin ny sabotsy fa misy zava dehibe ho dinihana. Resaka D1 ilay izy. Merci

Ny As Coindre dia Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao. Mirary fahombiazana ho antsika rehetra amin ity ...
01/01/2026

Ny As Coindre dia Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao. Mirary fahombiazana ho antsika rehetra amin ity taona 2026 ity

18/12/2025

Tsy mbola raikitra indray ilay finale tokony atao amin ny alahady 21 décembre fa mbola taraiky any Maevatanana hono ny Président section e

Address

Arivonimamo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As Coindre Arivonimamo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share