Antoine Powerbuilder

Antoine Powerbuilder Athlètes physique

04/11/2024

Misy feeling otran'izao koa nge rehefa ibata mavesatra eee😁💃
Mentionné o Kiala ra fantatrao 😂

27/09/2024

Père et fils 💪💪

04/06/2024

Toujours en avant 💪
Misaotra antsika rehetra izay nanohana rehetra 🙏🙏 tsy ho voatanisa ianareo fa dia misaotra eram-po eran-tsaina 👊😍
2eme place -74kg💪

10/05/2024

Rehefa zarina @ lalana tokony ho alehany ny zaza 💪💪😍
Le slap ny zandry koa tonga de motivation b🥰

Je suis fière de mes élèves 😍💪💪👌🙏👊
23/03/2024

Je suis fière de mes élèves 😍💪💪👌🙏👊

Bonne année 🎉 2024Tratraro amzay ilay tanjonao amty taona ity 🏃Eto izahay vonona anampy anao💪🙏 Ho tahin'ny Tompo aby ooo...
08/01/2024

Bonne année 🎉 2024
Tratraro amzay ilay tanjonao amty taona ity 🏃
Eto izahay vonona anampy anao💪🙏
Ho tahin'ny Tompo aby oooo👊

-Apetrao ny tanjonao dia tanterahatsika miaraka💪-Aza mora kivy fa miankina aminao no hatratraratsika ny tanjonao 🙏💯👉Tsim...
07/11/2023

-Apetrao ny tanjonao dia tanterahatsika miaraka💪
-Aza mora kivy fa miankina aminao no hatratraratsika ny tanjonao 🙏💯
👉Tsimaitsy tratra ny tanjona🏋️

Mbola mitohy ny lalao 🏆
Eto dia mbola tsy tratra ny tanjona fa vao manangasanga🍑

Miarahaba tompoko🙋🏼‍♂️,teny kely hoatsika na pikotrana na tsia 👌    👉Apetrao foana ny tanjona eo amin'ny fiainana👈  - Az...
13/07/2023

Miarahaba tompoko🙋🏼‍♂️,teny kely hoatsika na pikotrana na tsia 👌

👉Apetrao foana ny tanjona eo amin'ny fiainana👈

- Aza miembotra mihintsy fa izay natomboka dia tohizo atramin'ny farany🙏
-Apetraka foana ny hoe tsmaintsy tratra ny tanjona🏃‍♂️
-Ny lasa natao ho dingana fa tsy hiverenana,mila miroso foana 🚶


Coach Antoine🤜🤛💪
👉 Ilaina be ny mikotrana amzaw andro mangatsiaka izao🏋️
Mirary tontolo andro mafinaritra tompoko 🙏

Androany aho dia mba hizara kely aminareo😁😁😁 hoe   👉Toizao ny zazavavy ny   💪Ne ratez pas lundi 🙏🙏🙏
20/03/2023

Androany aho dia mba hizara kely aminareo😁😁😁 hoe
👉Toizao ny zazavavy ny 💪
Ne ratez pas lundi 🙏🙏🙏

Address

Ankadindramamy Total
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antoine Powerbuilder posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share