04/06/2023
Tahirin-tsarikely maneho ny fizotry ny jeux corporatifs izay nokarakarain'ny gasy m'sôma teny @ complexe Ankatso...
Izahay ekipa fototra dia maneho ny fisaorana ho antsika rehetra izay nandray anjara😊ary miarahaba manokana an'ireo ekipa nivoaka mpandresy,ary manome fotoana antsika rehetra indray izahay @ 2 ème édition izay hanentanana an'ireo izay mbola te handray anjara sy ny mbola tsy nandray anjara❤
Mankasitraka indrindra