Super Muscle

Call Directions

Super Muscle Salle de remise en forme, fitness et musculation

Misokatra ny salle amin'ny 6 Ora maraina ka hatramin'ny 7ora hariva.Ambohimahintsy le toerana1000ar sΓ©ance
17/08/2025

Misokatra ny salle amin'ny 6 Ora maraina ka hatramin'ny 7ora hariva.
Ambohimahintsy le toerana
1000ar sΓ©ance

Olona ao anatin'ny fibatana fonjamby ( Musculation) ianao ? Andao mba hanandrana ity Anie e  : 1/ Kotrana (20%) :  πŸ”ΉMafy...
27/10/2024

Olona ao anatin'ny fibatana fonjamby ( Musculation) ianao ? Andao mba hanandrana ity Anie e :

1/ Kotrana (20%) :
πŸ”ΉMafy ( RΓ©pΓ©tition , Charge, Mouvement correcte...)
πŸ”ΉManaraka ny lamina ara-potoana ( 1h 30mn fa tena mikotrana fa tsy mikotrakotrana. Tsy laniana amin'ny fangalana sary sy resaka ny fotoana...)

2/ Repos (30%)
πŸ”ΉMaka aina tsara ( 4jour repos / 3jour kotrana...)
πŸ”ΉMatory tsara ( 8-9h /jour )
πŸ”ΉMandamintsaina tsara (Afatohy amin'ny fahombiazana ny saina ary izay hahazoana voakatra iasana saina...)

3/ Sakafo ( 50%)
πŸ”ΉMisakafoana tsara ary ataovy manaraka ny fenitra ny sakafo ho anina...
πŸ”ΉMahaiza misakafo ary manaraha diet. Tongava mikotrana eto aminay ambohimahitsy raha toa ka mila izany fa afaka manoro tsara izahay πŸ™
πŸ”ΉMba ahatsara ny vokatra dia miezaha mampiasa fameno ara-tsakafo...
πŸ”ΉNy rano aza adino...

Mitomboa hozatra daholo tompoko πŸ™

Ny azy ary fanatanjahantena hafa mihitsy anefa nahitany Γ©volution toy izao ary ianao?  Vitan'ny hafa ve tsy ho vitanao e...
23/10/2024

Ny azy ary fanatanjahantena hafa mihitsy anefa nahitany évolution toy izao ary ianao? Vitan'ny hafa ve tsy ho vitanao e 😁

😍
21/10/2024

😍

Hein 😁Efa ho avy anie oa ilay Chrismass ka sao dia tsy hanaraka ilay vatananao ilay robe ein 😍Tongava manala kibo noho i...
14/10/2024

Hein 😁

Efa ho avy anie oa ilay Chrismass ka sao dia tsy hanaraka ilay vatananao ilay robe ein 😍

Tongava manala kibo noho izany... πŸ’ͺ😍

Ireo fototra telo (3) hizorana mankany aminy fitomboany ozatra dia ny : πŸ”ΉSakafoπŸ”ΉKotranaπŸ”ΉFakana aina (repos)  πŸ‘‰ Ireo anef...
14/10/2024

Ireo fototra telo (3) hizorana mankany aminy fitomboany ozatra dia ny :
πŸ”ΉSakafo
πŸ”ΉKotrana
πŸ”ΉFakana aina (repos)
πŸ‘‰ Ireo anefa dia mila manaraka ny lamina izay mila harahina sy kajiana tsara mba ahazoana ny vokatra tsara sy azo tsapaintanana. Noho izany izahay eto amin'ny super muscle eto dia milaza aminao hoe "Tongava mikotrana ato aminay " fa sady afa-po ianao amin'ny kotrana izay atao no mbola mahazo torohevitra sy lamina mba ahafahanao mahomby ho amin'izany ...πŸ™πŸ™πŸ™

Ho anao izay maniry ny hiaraka hikotrana aminay ity ny torolalana ahafahanao mahita anay dia tongava fa miandry anao ny ...
13/10/2024

Ho anao izay maniry ny hiaraka hikotrana aminay ity ny torolalana ahafahanao mahita anay dia tongava fa miandry anao ny ato.. πŸ™πŸ˜

Hafatra πŸ‘ˆ
11/10/2024

Hafatra πŸ‘ˆ

Hey βœ‹Ho antsika ety amin'ny manodidina izay maniry hanatsara vatana amin'ny alalan'ny fanatanjahantena efa eto foana iza...
10/10/2024

Hey βœ‹

Ho antsika ety amin'ny manodidina izay maniry hanatsara vatana amin'ny alalan'ny fanatanjahantena efa eto foana izahay hanampy anao ny amin'izany koa manasa anao ho tonga eto amin'ny misy anay "Rocade ambohimahitsy" (Repert rond point) fa miandry anao ny bika tsara be 😍...

Tarif : 2000ar avec coach / 1 000ar sans coach

misy ny lafatra fa izay mahakolokoko ny tenany no manana ny tsara ...πŸ’ͺ

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261343844478

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Super Muscle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share