PDS Rugby ATSIMO-Andrefana

PDS Rugby ATSIMO-Andrefana DELEGATION SPECIAL RUGBY ATSIMO-ANDREFANA 🇲🇬

Tontosa anio 26 juillet 2026 🏉 CHAMPIONNAT RÉGIONAL 🏉 Phase éliminatoire sokajy junior -Senior . notanterahina tao amin'...
26/07/2026

Tontosa anio 26 juillet 2026
🏉 CHAMPIONNAT RÉGIONAL 🏉
Phase éliminatoire sokajy junior -Senior .
notanterahina tao amin'ny terrain champs Miaramila ( cercle mess) . TANAMBAO

nizotra tsara feno filaminana 🏉💌 .

isaorana ny Tafika tompotoerana nanome ny kianja nahafahana nanatontosa .
ireo membres pds rugby ATSIMO-ANDREFANA
ireo commission technique
ny clubs rehetra Nanjay anjara

PDS Rugby ATSIMO-Andrefana
Malagasy Rugby

FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA 🇲🇬❤️nandray anjara tamin'ny matso ofisialy ny Ligue Régionale Rugby eto ATSIMO-ANDREFANA T...
26/06/2026

FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA 🇲🇬❤️
nandray anjara tamin'ny matso ofisialy ny Ligue Régionale Rugby eto ATSIMO-ANDREFANA
Tonga mavitsika ireo tanora izay hita ao anatin'ny clubs maro samy hafa , École, Association izay mpisehatra RUGBY .

PDS Rugby ATSIMO-Andrefana 🏉

FAMPAHAFANTARANA amin'ny ANKAPOBENY NY LALÀNA Mifehy sy ireo FITSIPIKA tokony  arahin'y mpisehatra Taranja lalavalava na...
04/06/2026

FAMPAHAFANTARANA amin'ny ANKAPOBENY
NY LALÀNA Mifehy sy ireo FITSIPIKA tokony arahin'y mpisehatra Taranja lalavalava na ny Rugby amin'ny alalan'ny FITSIPIKA MANANKERY eo anivon'ny fédérasiona Malagasy Rugby , nanome fiofanana manokana ireo , , ...... izahay ETO amin'ny PDS Rugby ATSIMO-Andrefana . Tanjona dia ny hametraka rafitra miorina ao anatin'ny mangarahara sy ara-dalàna mba hahafahana mamehy sy mampirindra ny fiaraha miasa eo anivon'ny sehatra sy hetsika maro samy hafa 🏉

" NY FANDROSOANA
DIA MITAKY FITSIPIKA " ❤️

regroupement " Mahay mihisa" Féminin 31/05/26 ❤️🥰 Mankasitraka atsika rehetra dia mirary fety sambatra 🏉💌
31/05/2026

regroupement " Mahay mihisa" Féminin
31/05/26 ❤️🥰 Mankasitraka atsika rehetra dia mirary fety sambatra 🏉💌

❤️🫶🏉
31/05/2026

❤️🫶🏉

ity sary mahafinaritra ity no Enti-tsika hanohanana ireo mahery fo 🏉❤️🇲🇬   💯🥰Malagasy Rugby PDS Rugby ATSIMO-Andrefana
27/05/2026

ity sary mahafinaritra ity no Enti-tsika hanohanana ireo mahery fo 🏉❤️🇲🇬

💯🥰
Malagasy Rugby
PDS Rugby ATSIMO-Andrefana

Le regroupement “MAHAY MIHISA” continue afin de valoriser les jeunes joueurs relève de chaque club de la Ligue Régionale...
24/05/2026

Le regroupement “MAHAY MIHISA” continue afin de valoriser les jeunes joueurs relève de chaque club de la Ligue Régionale de Rugby ATSIMO-ANDREFANA 🏉🇲🇬

Un immense merci 😘 aux coachs ainsi qu’aux membres techniques qui donnent le meilleur d’eux-mêmes pour accompagner, former et faire grandir nos enfants dans la discipline, le respect et la passion du rugby.

L'AVENIR DU RUGBY COMMENCE AUJOURD'HUI , AVEC NOS JEUNES ❤️🏉

NY PDS LIGUE RÉGIONALE RUGBY ATSIMO-ANDREFANA  dia mirary fetin'ny Pentecôte ho atsika rehetra 🏉❤️🇲🇬
24/05/2026

NY PDS LIGUE RÉGIONALE RUGBY ATSIMO-ANDREFANA dia mirary fetin'ny Pentecôte ho atsika rehetra 🏉❤️🇲🇬

Address

Ivandry
Antananarivo

Telephone

+261327934018

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PDS Rugby ATSIMO-Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category