Rado Rakotomandimby

Call Directions

Rado Rakotomandimby sport

ATHLÈTE MALAGASY BODYBUILDING🇲🇬
ATHLÈTE ERIC FAVRE🇲🇫

2025: champion de TANA🥇/MADA🥇/ word champion WBPF🥇🌏

NEXT Mr ⭕LYMPIA

COACH CERTIFIÉE INTERNATIONAL 🌐

COACHING PERSONNALISÉ EN LIGNE :
DM 📩
WATSAPP : 0344575946

Photo 1: za 😅 champion du monde BODYBUILDING Wbpf 2025 Photo 2: Nick walker champion Mr ⭕LYMPIA 2026Mbola ezaka be ilay ...
28/09/2026

Photo 1: za 😅 champion du monde BODYBUILDING
Wbpf 2025

Photo 2: Nick walker champion Mr ⭕LYMPIA 2026

Mbola ezaka be ilay leg sy varis vao itovy fa alefako Foana aloha 🤣.

Mokondoa sy science io ambany io fa na omena anao ary produit 💉sy sakafo rehetra zay ilainao dia eo ihany no eo rehefa tsy miady mafy ianao fa aza varina manenjika tsotso fotsiny 🫢🤣. Firy taona zay nitoto ambany milatsaka daholo zay tsy tokony hilatsaka ko enao mitetika anao magie eo . 😅.

Vonona foana andray anao raha toa ka liana coaching en ligne ianao na avec assistance 🙏;

Tarif :300.000 ar par mois en ligne avec assistance 350.000 ar

MP ou WhatsApp :0344575946

The next M⭕ 🤬

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

26/09/2026

La route vers le succès est semée d’embûches 🤕.

One day Inchallah 🙏.

The next M⭕ 🤬

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

Zaraiko eto fa mba tena nandona ana ity zavatra iray ity . Tsy oe resaka fizaozaona kory 🙏.Tamin'izany mbola tsy nanombo...
25/09/2026

Zaraiko eto fa mba tena nandona ana ity zavatra iray ity . Tsy oe resaka fizaozaona kory 🙏.

Tamin'izany mbola tsy nanomboka nanao ity taranja ity akory dia mba tena faly ery Mijery sy mamaky itony Magazin itony . 2026 sariko indray no mba tao anaty Magazin 🙏.

Ireo boky itanareo rovitra be io 🤣 an'isany Magazin mba novidiko voalohany tamin'ny gouté nangonona .tena niady varotra ery (7000 ar )😅.

Misaotra AIKON Magazine nifidy ay ho isan'ireo voasingana @ izao fiantombohany izao dia mirary soa anareo ho lasa alavitra be 💪.

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

MAHAIZA MANONOFY FA AZA VARINA MATORY ‼️ Dispo foana coaching personnelle :Avec assistance place 2 dispo ✅ tarif : 350.0...
23/09/2026

MAHAIZA MANONOFY FA AZA VARINA MATORY ‼️

Dispo foana coaching personnelle :

Avec assistance place 2 dispo ✅ tarif : 350.000 ar
En ligne 3 place dispo ✅

🌐En ligne promo moi septembre : 250.000 ar au lieu de 300 .000 ar

Mp ou WhatsApp : 0344575946

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

23/09/2026

Raikitra foana aloha ity e . Ito ihany manala sorisory 🧘.

Leg days baby 🔥

22/09/2026

MAIVANA SA MAVESATRA ‼️‼️..

Mavesatra + maivana ✅

Mavesatra fotsiny izy dia ampy fa tsara Kokoa izy ra misy maivana ✅

Aona ary zany ?

Tsy oe tenenina fotsiny fa mila ainao mintsy ny antony
Sy ny fomba fanaovana azy .

⭕Mavesatra= dia miteraka tension mécanique iny dia ampy anaovana hypertrophie musculaire lay maha BOKONA💪 satria mila miamafy sy mitombo izy mba hatanjaka @ séance manaraka mba hazaka an'iny charge iny,ny vatana mantsy tsy mirara zay fatina mouvement ataonao eo fa rehefa correcte sy mcible tsara Ilay muscle mouvement anao ka afahana mibata charge MAVESATRA sy mampitombo Ilay charge ( surcharge progressif) misy mouvement rehefa ahakatrao be mantsy charge dia zavatra hafa no lasa miasa .

⭕Ny charge maivaina kosa dia manampy signale ana synthèse de protéine( manambotra ozatra) izay ateraky ny hypertrophie.

✅Ireto koa dia mila jerena foana :
- resaka fonction hormonale
-sakafo
-recuperation

Mbola misokatra foana coaching en ligne sy avec assistance izay liana .

Avec assistance place 2 dispo ✅ tarif : 350.000 ar
En ligne 3 place dispo ✅

🌐En ligne promo moi septembre : 250.000 ar au lieu de 300 .000 ar

Mp ou WhatsApp : 0344575946

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

15/09/2026

ARARAOTY FA MANDALO ‼️ GRATUIT ‼️

Tsy mety mihena ianao , misy olana @ resaka lanja , tia ho forme ?

Ny 17 septembre izao ,manomboka @ 10 ora fotoanantsika ao @ Pharmacie De La DIGUE :

Hiresaka "Produit minceur sy remise en forme 👌"

- échange avec coach Rado champion du monde BODYBUILDING 🇲🇬
- conseil
-question ,réponse
-degustation produit Eric Favre
- un achat = cadeau

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

11/09/2026

Lasa indray ity ⭕🤫..

Izay Mila coaching en ligne mbola misy place maromaro ✅

tsy Mila miasa loha be ann'ireo ianao rehefa manao
Coaching en ligne amiko :
En ligne daholo rehetra eto:
👉Programme d'entraînement alefa video en ligne.
👉Sakafo détaillée tsara tsy mankaleo.
👉Miezaka manao Check-in max zay tratra par semaine.

Objectif :
-Perte de graisse
-Prise de masse musculaire
-Préparation competition bodybuilding
-Préparation physique

TARIF 💶: 300.000 ar / mois

Produit ERIC FAVRE ihany koa dispo daholo 🔵⚪🔴
Prise de masse , récupération, perte de graisse

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

Kay zany papay tairo mba omeo kely zoky e 😅Inona secret zoky 🙏??Sarotra be zao mitady patalo an'ny zoky 🤔..Firy volana n...
09/09/2026

Kay zany papay tairo mba omeo kely zoky e 😅
Inona secret zoky 🙏??
Sarotra be zao mitady patalo an'ny zoky 🤔..
Firy volana nangalan'ny zoky anio zao 😥?
Io ve tsy mavesatra be🙄?
Tsy tiko aloha ra za no otran'izao e 😁!
Zoky zany tsy an 🍆💦👀 mintsy 🤣?
Kely be zao 🥕 iny 🥺..

Inona koa no efa lazain'olona anareo mpikotra rehefa sendra mande eny andalana na anaty salle 😅??

Mbola misy place dispo coaching en ligne a 🙏

En ligne daholo rehetra eto:
👉Programme d'entraînement alefa video en ligne.
👉Sakafo détaillée tsara tsy mankaleo.
👉Miezaka manao Check-in max zay tratra par semaine.

Objectif :
-Perte de graisse
-Prise de masse musculaire
-Préparation competition bodybuilding
-Préparation physique

TARIF 💶: 300.000 ar / mois

Produit ERIC FAVRE ihany koa dispo daholo 🔵⚪🔴
Prise de masse , récupération, perte de graisse

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 05:00 - 21:00
Tuesday 05:00 - 21:00
Wednesday 05:00 - 21:00
Thursday 05:00 - 21:00
Friday 05:00 - 21:00
Saturday 05:00 - 21:00

Telephone

+261344575946

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rado Rakotomandimby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category