Mada-DeutschLiebe

Mada-DeutschLiebe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mada-DeutschLiebe, Antananarivo.

🇩🇪🇲🇬Tongasoa eto@Page Mada-DeutschLiebe 🎯Mahajanga 401📚🇩🇪
📚Apprendre l’Allemand 📚
«Andao hiara-hianatra sy hivoatra momba ny teny Alemaina🇩🇪 »
-Cours en salle et en ligne📚📚 💻📙..
-Cours avec pratique (70%).
-☎️:Whatsapp :037 65 848 51

🇩🇪Herzlichen Glückwunsch zum bestandenen A1-Zertifikat im CGM! – ich bin unglaublich stolz auf dich!👏👏🙏
28/08/2026

🇩🇪Herzlichen Glückwunsch zum bestandenen A1-Zertifikat im CGM! – ich bin unglaublich stolz auf dich!👏👏🙏

19/08/2026

🇩🇪Lesona ntsika androany✅
-FAMPIASANA ny KEIN sy NICHT en Allemand🇩🇪.(samy TSY dikany gasy ,entina handavàna zavatra iray).
-Ahoana ary ny fampiasàna azy???

1)Ny KEIN dia entina handavàna ny Nom.
Beispiel:
🇩🇪Ich habe kein Geld.
(🇲🇬Tsy manam-bola)
-🇩🇪Ich trinke kein Wasser.
(🇲🇬Tsy misotro rano aho).

2)Ny NICHT dia entina handavàna ny Verb, Adjectif, nom Misy Possessive.
Beispiel(verb):
🇩🇪Ich schlafe nicht .
(🇲🇬Tsy matory aho).
•Adjectif : 🇩🇪Das ist nicht gut.
(🇲🇬Tsy tsara izany).
•Nom misy possessive: 🇩🇪Das ist nicht mein Buch.(🇲🇬Tsy bokiko io).
NB: KEIN——>Mandà Anarana.
NICHT——>Mandà verbe,Adjectif,nom misy possessive.

😎Raha nahasoa anao ity video ity dia manàsa anao hanaraka na hi cliquer suivez ambony ary page ity fa ho maro ny lesona ho zaraintsika eto🙏🙏🙏.

👍

05/08/2026

🇩🇪Vocabulaire ntsika androany✅
•Ahoana miteny hoe
🇲🇬-Ho hita eo ary na hoe ho hita eo ihany.(ilazàna ny zavatra mbola tsy sûre 100%).
•Miteny izany Allemand dia :
« 🇩🇪Mal sehen, Mal sehen »
🇲🇬Ho hita eo ihany.

🇩🇪Cours d’Allemand 🇩🇪
🎯Lieu: Terrain SERS (Campus d’Ambondrona)Université de Mahajanga.
🥰 .

@ 👍

✅Lesona ntsika androany🇩🇪« ALLE sy ALLES »-Ny teny ALLE sy ALLES dia samy midika hoe "tout" na "tous", saingy tsy mitovy...
03/08/2026

✅Lesona ntsika androany🇩🇪

« ALLE sy ALLES »

-Ny teny ALLE sy ALLES dia samy midika hoe "tout" na "tous", saingy tsy mitovy ny fampiasana azy araka ny dikan-teny sy ny fitsipi-pitenenana: ALLE dia manondro olona na zavatra maro isa voaisa ("tous / toutes"), fa kosa alles dia milaza zavatra tokana tsy voaisa na zavatra iray manontolo ("tout / tout ce qui est / tout le reste").
☑️Beispiel(Exemple) « ALLE »
🇩🇪Alle kinder spielen im Garten.
🇲🇬(Ny ankizy rehetra dia milalao ao anjaridaina).

☑️Beispiel: « ALLES »
🇩🇪Danke für alles( 🇲🇬Misaotra -drehetra).
🇩🇪Alles ist gut(🇲🇬Tsara ny zava-drehetra).

NB: Ny ALLE dia manondro zavatra na olona fa ny ALLES dia tsy misy teny miaraka aminy.
« ALLE = Pluriel »
« ALLES= Singulier »

✅Suivez-la page et partager✅

« ANDAO HIANATRA TENY ALEMAINA »🇩🇪 Apprenez l’Allemand avec Mada-DeutschLiebe ! 🇩🇪✅Pour A1 (débutants) et A2(Élémentaire...
31/07/2026

« ANDAO HIANATRA TENY ALEMAINA »
🇩🇪 Apprenez l’Allemand avec Mada-DeutschLiebe ! 🇩🇪

✅Pour A1 (débutants) et A2(Élémentaire).
✅Cours avec pratique 70%.
✅Coaching pour l’emploi en Allemagne.
✅Cours en ligne et particuliers.
✅Prix Abordable
Rentrée : Lundi 03 Août 2026.@
🎯Lieu: Campus d’Ambondrona Université de Mahajanga.
📋Plus d’info Mp ou
📞Tel: 037 65 848 51

🇩🇪 COURS D’ALLEMAND DE MAHAJANGA🇩🇪Apprendre l’allemand : simple et clair !📚 NOS PROGRAMMES• Niveau A1 (Débutant)• Niveau...
25/06/2026

🇩🇪 COURS D’ALLEMAND DE MAHAJANGA🇩🇪
Apprendre l’allemand : simple et clair !
📚 NOS PROGRAMMES
• Niveau A1 (Débutant)
• Niveau A2
⏱ Durée : 2 mois par niveau
📅 Séances : 4 fois par semaine
🚀 PROCHAINE RENTRÉE
🔥 Le 29 Juin 2026 🔥
📍 Lieu : Terrain SERS Ambondrona (Université de Mahajanga)
📞 INSCRIPTIONS & CONTACT
• Facebook : Jenevriôt Sevère
• Téléphone : 037 65 848 51

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 17:00 - 22:00

Telephone

+261348122827

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada-DeutschLiebe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada-DeutschLiebe:

Shortcuts

Share