Nguyen Fit

Nguyen Fit Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nguyen Fit, Gym/Physical Fitness Center, Analamahitsy, Antananarivo.

31/07/2026

Nguyen Fit Dia nifindra eny Analamahitsy sampanan ' Nanisana no mitsofoka eo am arrêt bus Capitonnage ao am deuxième étage FDC mpivarotra fanaka
Misokatra ny alatsinainy katr@ talata @ 6 maraina katr@ 7 hariva sauf samedi mikatona @ 5 hariva
Musculation et fitness
👉Prise de masse
👉 Mise en forme
👉 Pertes des poids
👉 Cardio collectif : lundi ,mercredi, vendredi
👉 Cardio individuel izay maha afaka anao

Boxe" Muay thai" fitambarany Art martiaux maromaro ny Muay thai toin ny:(kick boxing, box anglaises, self défense afahana miaro tena amin'ny fotoana rehetra
Isakiny Alarobia 8h30& 14h
Sabotsy 8h30 & 14 h
Miarak@ coach professionnel certifié

23/07/2026

Misokatra ny salle rahampitso 24 /07/2026
🔥🔥🔥🔥🔥🔥
💪💪💪💪💪💪

MUAY THAÏ                                  🥊 🥊 🥊 MUAY THAÏ Dia fitambarany Art Maromaro ( kick boxing, boxe thaïlandaise...
05/07/2026

MUAY THAÏ
🥊 🥊 🥊
MUAY THAÏ Dia fitambarany Art Maromaro ( kick boxing, boxe thaïlandaise, Self Défense,.....)
Aza adino ny fotaona isakiny
👉Alarobia sy Àsabotsy
fa ho anireo miasa kosa 🙂dia afaka misafidy Andro sy lera izay maha afaka anareo fa Mila milaza iray Andro mialoha mivarotra Gant de boxe koa ny ao @ salle
👉Manomboka 7 taona miakatra Dia afaka manao Ilay MUAY THAÏ na VAVY na LAHY raha Mila fanazavana fanampiny Dia antsoy : 034 74 038 31 Analamahitsy sampanany Nanisana no mitsofoka arrêt bus après anio arrêt bus Capitonnage eo akaikiny mpivarotra moto électrique Ilay Salle Ary ao @ 2eme étage

Vives Les Vacances                                                        MUAY THAÏ                                     ...
02/07/2026

Vives Les Vacances
MUAY THAÏ
🥊 🥊 🥊
MUAY THAÏ Dia fitambarany Art Maromaro ( kick boxing, boxe thaïlandaise, Self Défense,.....)
Aza adino ny fotaona isakiny
👉Alarobia sy Àsabotsy
fa ho anireo miasa kosa 🙂dia afaka misafidy Andro sy lera izay maha afaka anareo fa Mila milaza iray Andro mialoha mivarotra Gant de boxe koa ny ao @ salle
👉Manomboka 7 taona miakatra Dia afaka manao Ilay MUAY THAÏ na VAVY na LAHY raha Mila fanazavana fanampiny Dia antsoy : 034 74 038 31 Analamahitsy sampanany Nanisana no mitsofoka arrêt bus après anio arrêt bus Capitonnage eo akaikiny mpivarotra moto électrique Ilay Salle Ary ao @ 2eme étage

20/06/2026

Mankasitraka anireo olona namaly ny antso ka efa nanomboka nikotrana androany ☺️
betsaka isika nangataka hoe ampio art Martiaux ato Nguyen Fit ho fitezaina vatana, fo , saina
👉,"Muay thai " boxe misy art martiaux maromaro mitambatra no manome ny "Muay thai " toy izany ny:
kick boxing,boxe anglaises,self défense afahana miaro tena amin'ny fotoana rehetra hiarahana @ Club FCMTM (Force Club Muay Thai Malagasy )
isakiny 👉 Alarobia @ 8 sasany sy @ 2 ora
👉 Sabotsy @ 8 sasany sy @ 2 ora
Analamahitsy sampanany Nanisana arrêt bus Capitonnage

GANT DE BOXE marque VENUM :• 6oz (Enfants) : 50000 ar• 10oz (Adultes) : 70.0000ar• 12oz (Adultes) : 75 000ar- Couleurs d...
19/06/2026

GANT DE BOXE marque VENUM :
• 6oz (Enfants) : 50000 ar

• 10oz (Adultes) : 70.0000ar

• 12oz (Adultes) : 75 000ar

- Couleurs disponibles (voir photo) :

• Bleu

• Blanc

•Rouge

XAM 90000 ar

0347403831

19/06/2026

Coucou daholo ☺️
betsaka isika nangataka hoe ampio art Martiaux ato Fit ho fitezaina vatana fo saina Ary MBA hiarovan tena Amin izao tany efa mia ratsy izao
koa hisokatra manomboka rahampitso 20/06/2026 ny 👉,"Muay thai " boxe misy art martiaux maromaro mitambatra no manome ny "Muay thai " toin'izany ny:
kick boxing,boxe anglaises,self défense afahana miaro tena amin'ny fotoana rehetra hiarahana @ Club FCMTM (Force Club Muay Thai Malagasy )
isakiny 👉 Alarobia @ 8 sasany sy @ 2 ora
👉 Sabotsy @ 8 sasany sy @ 2 ora

ny ekipa  ato @ Nguyen Fit Dia vonona ny anome fahafampo sy tsara indrindra avy aminay ho anareo na lahy na vavy ☺️👉 Mus...
05/06/2026

ny ekipa ato @ Nguyen Fit Dia vonona ny anome fahafampo sy tsara indrindra avy aminay ho anareo na lahy na vavy ☺️
👉 Musculation 💪
👉Prise de masse
👉Remise en forme 😊
👉 cardio fitness Collectif ou individuel mety faona 🔥🔥🔥🔥🔥
Analamahitsy sampanany Nanisana no mitsofoka dia eo @ arrêt bus Capitonnage ☺️ ampitany mpivarotra saonjo ☺️
👉 coach tsy manavakavaka manao suivie tsara 💪👍

03/06/2026

Nguyen Fit Dia mihezaka manome fahafampo anareo hatrany
"Résultats qui compte 💪🔥"
Sady
👉mikarakara vatana
👉mikolokolo saina
👉manome fahasalama 😊❤️
misokatra @ 6 maraina mikatona @ 7 Ora hariva
eo @ Sampanana Analamahitsy Dia arrêt bus ao Arianio arrêt bus Capitonnage
eo @ 2eme étage FDC mpivarotra fanaka 😊

Address

Analamahitsy
Antananarivo
TANA101

Telephone

+261347403831

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nguyen Fit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share