CSBBA CLUB OFFICIEL DE BASKET-BALL AMBOHIMANAMBOLA

Ny klioba CSBBA eto amin'ny Kaominina Ambohimanambola dia mankahery ny fianakavian'i ANDRIAMASINAVALONA Ny Aina Liantsoa...
22/07/2026

Ny klioba CSBBA eto amin'ny Kaominina Ambohimanambola dia mankahery ny fianakavian'i ANDRIAMASINAVALONA Ny Aina Liantsoa izay mpilalao tato anatin'ny Klioba.

Fandaharam-potoana ny lalao sabotsy sy alahady ho avy izao.Alefa CSBBA Ambohimanambola
04/06/2026

Fandaharam-potoana ny lalao sabotsy sy alahady ho avy izao.

Alefa CSBBA Ambohimanambola

Manoloana ny famoizana ny rain'ny mpilalao ato amin'ny klioba CSBBA, dia hanatanteraka famangiana isika - mpikambana reh...
25/05/2026

Manoloana ny famoizana ny rain'ny mpilalao ato amin'ny klioba CSBBA, dia hanatanteraka famangiana isika - mpikambana rehetra (staff, mpilalao, ray aman-dreny, mpanohana) - anio amin’ny 6 ora hariva.

Ny klioba CSBBA dia mitondra fampiononana feno sy fankaherezana ho an’ny fianakaviana.

Iray ny CSBBA ary miray fo miaraka aminareo izahay.

FIZARANA SY FAMPIANARANA
07/05/2026

FIZARANA SY FAMPIANARANA

Championnat Regional Analamanga 2026 👊👊 CSBBA
06/05/2026

Championnat Regional Analamanga 2026
👊👊 CSBBA

Alefa CSBBA 💪💪💪
27/04/2026

Alefa CSBBA 💪💪💪

Tohizo hatrany ny ezaka .. 💪💪💪Bravo !!!
26/04/2026

Tohizo hatrany ny ezaka .. 💪💪💪
Bravo !!!

SEA 40 – 85 CSBBA | 🏀 U16-G - Jour 14 | Saison Régulière – SBBAVAR 2026
Statistiques officielles
CSBBA
N°18 Nomenjanahary – 16 pts, 5 ast, 19 reb, 2 stl, 5 blk
N°35 Todisoa – 22 pts, 6 ast, 4 reb, 3 stl
N°30 Henintsoa – 16 pts, 4 ast, 5 reb, 3 stl, 1 blk, 1 to
N°15 Joary – 13 pts, 2 ast, 2 reb, 1 stl, 2 to, 1×3PM
N°05 Joël – 12 pts, 5 ast, 7 reb, 2 stl, 1 blk, 1 to
N°11 Najaina – 4 pts, 2 ast, 5 reb
N°10 Monentso – 2 pts, 2 ast, 5 reb
N°34 Patrick – 4 ast, 2 stl
N°08 Heritiana – 1 reb

SEA
N°24 Romulus – 18 pts, 2 ast, 1 reb, 1 stl, 2 to, 1×3PM
N°33 Mathieu – 8 pts, 15 reb, 2 to
N°35 Mirlando – 6 pts, 2 ast, 7 reb, 1 stl, 1×3PM
N°18 Sahaza – 3 pts, 3 ast, 1 stl, 1×3PM
N°3 Mirajo – 3 pts, 3 ast, 4 reb, 1 stl, 1 to
N°9 Hezekia – 2 pts, 3 ast, 7 reb, 1 stl, 2 to
N°02 Sitraka – 1 reb
N°34 Tsilovo – 1 reb, 1 stl

Compétition Basket-ball Antananarivo


25/04/2026

Regardez un peu ces scores très serrés… Résultats de la 14e journée | Samedi 25 avril 2025

Ndao ndray ooo... Alefa CSBBA💪💪
22/04/2026

Ndao ndray ooo...
Alefa CSBBA💪💪

Address

Antananarivo
102AVARADRANO

Telephone

+261341958226

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CSBBA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CSBBA:

Shortcuts

Share

Category