03/06/2026
Grand combat KICK Boxing izay notanterahina tany Antsirabe🥊🥊
Pi-maso manokana ho an'ny Andria 🥰 nitondra avo ny Viking's dojo, ity moa izany no combat voalohany natrehany ary izao nibatany amboara izao🏆 .
Ity fandresena ity mo dia vokatry ny ezaka tsy nijanona , ny fifehezan-tena Ary ny fanarahana antsakany sy andavany ny fampianaran'i Coach !🙂
Fandrio dieny izao ny toeranao Ary midira ao am'ny ekipan'ny mpandresy ! 🥇
Misokatra hatrany ny fisoratana anarana ato amin’ny Vikings’Dojo
📞034 27 484 08