Alligator Gym Anosizato EST II

Alligator Gym Anosizato EST II Never Quit, Never Back Down

03/05/2026

✨✨ Squats ✨✨

Tontosa soa amantsara iny andiany voalohany t@fifaninanana izay nokarakarain’ny Alligator gym Sy Freedom fitness ✨ Isaor...
03/05/2026

Tontosa soa amantsara iny andiany voalohany t@fifaninanana izay nokarakarain’ny Alligator gym Sy Freedom fitness ✨
Isaorana antsika rehetra mpikarakara, coach, ny mpandray anjara rehetra indrindra Ireto ekipan’ny Alligator gym Ireto 😊❤️
Amin’ny Édition manaraka indray ❤️

Amin’ny heriny androany izany ny fotoanatsika a, ataovy aingana ny fisoratana anarana ho an'izay mbola tsy nisoratra☺️✨🍀...
24/04/2026

Amin’ny heriny androany izany ny fotoanatsika a, ataovy aingana ny fisoratana anarana ho an'izay mbola tsy nisoratra☺️✨
🍀Toerana : Vohitriniaina Vontovorona
🍀Participation : 30 000Ar (Efa ao anatin’izay ny Frais de transport, fidirana, Goûter kely hiraisana).
🍀 Départ : 7h30 (Eo amin'ny salle ny fotoana)

Tsy voatery mandray anjara fa mba mitsangatsangana ihany koa e ☺️Ny fahatongavanao ny zava-dehibe ...

✨NY FIRAISAN-KINA NO HERY ✨

Miomakomana isika ary ❤️✨ Alefa amintsika miandalana eo ihany ny fandaminana rehetra sy ny toerana ☺️
01/04/2026

Miomakomana isika ary ❤️✨
Alefa amintsika miandalana eo ihany ny fandaminana rehetra sy ny toerana ☺️

Misaotra antsika rehetra namaly ny antso 🥰❤️
22/01/2026

Misaotra antsika rehetra namaly ny antso 🥰❤️

Fifampiarahabana tratrin’ny taona  2026 ❤️✨ Amin’ny Alarobia 21 janoary 2026 ny fotoana ☺️ Ny Alatsinainy 19 janoary ho ...
14/01/2026

Fifampiarahabana tratrin’ny taona 2026 ❤️✨
Amin’ny Alarobia 21 janoary 2026 ny fotoana ☺️

Ny Alatsinainy 19 janoary ho avy izao ny fara-fisoratana anarana ho an’izay hanatrika ny fifampiarahabana ✨

Tongava maro ☺️

Bonne année daholo isika rehetra ❤️ 🥳 Mbola tsy tara kosa raha Izao vao hifampiarahaba 🥰 Hitondra zava-baovao be ho ants...
04/01/2026

Bonne année daholo isika rehetra ❤️ 🥳
Mbola tsy tara kosa raha Izao vao hifampiarahaba 🥰

Hitondra zava-baovao be ho antsika izahay ato @ Alligators Gym Anosizato Est II taona 2026 ity 🥰 Anisan’izany Ireto fitaovana vaovao be Ireto :

✅Hip trust
✅Hack squat
✅ Vélo

Samy ahazo tombony daholo na ny lehilahy na vehivavy ❤️
Ny tarifs aloha hatreto tsy miova 😉 :
✨ Abonnement :
📌 30 000ar : Avec coach ou Sans coach
✨ Séances :
📌 2500ar : Avec coach
📌 2000ar : Sans coach

Miverina Misokatra isika rahampitso Alatsinainy 05 Janoary 2026 ❤️ @6 ora sasany maraina h@ 7ora sasany ariva.

Taona vaovao, Tanjona vaovao ❤️

Vokatra anie izy izany e 🍑🍑🍑
16/05/2025

Vokatra anie izy izany e 🍑🍑🍑

Tu cherches à te sentir bien dans ton corps, à gagner en force, ou simplement à t’amuser tout en prenant soin de toi ? N...
10/03/2025

Tu cherches à te sentir bien dans ton corps, à gagner en force, ou simplement à t’amuser tout en prenant soin de toi ? Nous avons ce qu’il te faut 😉😉😉

Nos tarifs restent inchangés

Séance :
2000Ar sans coach
2500Ar avec coach

Abonnement par mois : 30 000Ar (avec ou sans coach)

Droit : 5000Ar

Tel 0349164367

Anomboka tsy ho ela ny cardio fit collectif eto @ Alligator gym Anosizato🔥Lazaina  eto ihany ny fotoana sy ny ora Bon ko...
06/02/2025

Anomboka tsy ho ela ny cardio fit collectif eto @ Alligator gym Anosizato🔥

Lazaina eto ihany ny fotoana sy ny ora
Bon kotrana daholo ❤️

Address

Anosizato Est II
Antananarivo

Telephone

+261349164367

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alligator Gym Anosizato EST II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share