Kolo Vatana Training center itaosy

Kolo Vatana Training center itaosy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kolo Vatana Training center itaosy, Gym/Physical Fitness Center, Antanikatsaka Itaosy, Antananarivo.

Fantaro fa na hanena ianao na hampitombo dia azo atao tsara izany Tongava fa misokatra hoanao ny salle ny:Alatsinainy ha...
01/09/2022

Fantaro fa na hanena ianao na hampitombo dia azo atao tsara izany
Tongava fa misokatra hoanao ny salle ny:
Alatsinainy hatramin ny asabotsy
Misy coach .ny parking malalaka tsara

Satria ao anatin'ny fialan-tsasatra isika dia @ fifaliana indray no hanaovanay PROMO VACANCE 👉MUSCULATION :30000ar ny ab...
27/07/2022

Satria ao anatin'ny fialan-tsasatra isika dia @ fifaliana indray no hanaovanay
PROMO VACANCE
👉MUSCULATION :30000ar ny abonnement
👉ZUMBA FITNESS: 55000ar ny abonnement
👉KICK BOXING: 35000ar ny abonnement
Plus droit ireo
Tolotra manan-kery hoan'ireo izay misoratra anarana mandritra ny volana Aogositra

Tous les :👉Mardi 18h à 19h 👉Jeudi 18h à19h ZUMBA FITNESS avec notre coach  RaRaveloson MaheryaRaveloson MaheryLieu:Itaos...
14/07/2022

Tous les :
👉Mardi 18h à 19h
👉Jeudi 18h à19h
ZUMBA FITNESS avec notre coach RaRaveloson MaheryaRaveloson Mahery
Lieu:Itaosy Antanikatsaka en face horizon

Hanasana anao tia zumba ity.Ny asabotsy izao  eto Kolo Vatana
05/07/2022

Hanasana anao tia zumba ity.Ny asabotsy izao eto Kolo Vatana

27/06/2022

Aza adino fa misokatra hoanareo ny salle androany

Apprenez à vous défendre Kick boxing tous les mercredis à 14hSamedis à 10h Avec Maître Joël
22/06/2022

Apprenez à vous défendre
Kick boxing tous les mercredis à 14h
Samedis à 10h
Avec Maître Joël

Felicitation à notre coach Henintsoa Malala championnat BIG MADA categorie MISS BIKINI 2022
17/06/2022

Felicitation à notre coach Henintsoa Malala championnat BIG MADA categorie MISS BIKINI 2022

Salama daholo tompoko !!Aza hadino fa misokatra amin'ny 5 sasany maraina ny salle ary mihidy amin'ny 8 ora alina isan'an...
13/03/2022

Salama daholo tompoko !!Aza hadino fa misokatra amin'ny 5 sasany maraina ny salle ary mihidy amin'ny 8 ora alina isan'andro.
Lundi au vendredi 5h30 à 20h.
Samedi 5h30 à 18h30.
***BODY STEP AVEC Coach Tolotra*** Samedi 8h à 9h.
Tongava fa aza misalasala tompoko fa vonona foana izahay ato amin'ny Kolo Vatana Training Center Antanikatsaka Itaosy hanomehy fahafahapoa anareo.

Misaotra ny Tompo fa vita soamatsara androany,ary misaotra betsaka hoan'ireo tonga nanatsika ihany koa.Aza hadino fa man...
12/03/2022

Misaotra ny Tompo fa vita soamatsara androany,ary misaotra betsaka hoan'ireo tonga nanatsika ihany koa.
Aza hadino fa manomboka amin'ny 8 ora maraina ny cours collectifs miaraka amin'ny coach Tolotra rehefa sabotsy .

Salama daholo tsika rehetra izay liana sy tia haiady kick boxing ety itaosy sy ny manodidina fa manomboka amin'ny Sabots...
09/03/2022

Salama daholo tsika rehetra izay liana sy tia haiady kick boxing ety itaosy sy ny manodidina fa manomboka amin'ny Sabotsy faha 12volana Mars izao ary ny séance découverte antsika manaraka.
Efa misokatra hoan'tsika rehetra ny inscription,ary izay manao inscription amin'izao dia tsy mandoa an'ilay droit isan'taona intsony fa tonga dia écolage fotsiny no haloa.
Ny toerana eto ampitany horizon Antanikatsaka Itaosy akaikiny bureau Ajesaia.
Tongava maro tompoko fa miandry anareo izahay.👊👊👊

Salama daholo tsika rehetra ilay mbola tsy tena mahita an'ilay toerana misy anay .Ity ary ilay izy tompoko eto ampitany ...
06/03/2022

Salama daholo tsika rehetra ilay mbola tsy tena mahita an'ilay toerana misy anay .Ity ary ilay izy tompoko eto ampitany horizon Antanikatsaka akaikiny bureau Ajesaia io ilay plaque de miditra manaraka an'iny lalana fiara iny ianareo miditra ato tompoko.

Address

Antanikatsaka Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261348467493

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kolo Vatana Training center itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share