Leadership training Institute

Directions Contact the business

Leadership training Institute Programme de formation en Leadership

Niady mafy mihintsy 🤣
23/09/2026

Niady mafy mihintsy 🤣

Tsy ianao fotsiny aloha☺️
22/09/2026

Tsy ianao fotsiny aloha☺️

Fa tena manao koa aloha ilay Is.studio production eh🤤🩷Sary tapaka manja kely🫶😂 Itako I mevakelyely no tamana be🙈🫶
21/09/2026

Fa tena manao koa aloha ilay Is.studio production eh🤤🩷
Sary tapaka manja kely🫶😂
Itako I mevakelyely no tamana be🙈🫶

Alatsinainy vaovao, herinandro vaovao !Enga anie ity herinandro ity hitondra hery, fahombiazana ary fahafahana vaovao ho...
21/09/2026

Alatsinainy vaovao, herinandro vaovao !
Enga anie ity herinandro ity hitondra hery, fahombiazana ary fahafahana vaovao ho anao🫶🩷
Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra! 🤍✨

Indraindray, tsy tsapantsika akory hoe misy fiantraikany be amin’ny fahatokisan-tenan’ny zanatsika ny teny sy ny fihetsi...
20/09/2026

Indraindray, tsy tsapantsika akory hoe misy fiantraikany be amin’ny fahatokisan-tenan’ny zanatsika ny teny sy ny fihetsika ataontsika aminy.
Ny zavatra tsotra ataontsika isan’andro dia mety hanampy azy hino ny tenany, na mety hahatonga azy hisalasala amin’ny tenany.
❤️ Rehefa manao fahadisoana izy, aza tonga dia tenenina hoe “Tsy mahay ianao.”
Fa ampianaro izy hoe: “Inona no azontsika atao mba hahaizany zavatra?”
❤️ Aza terena hitovy amin'ny ankizy hafa izy
Samy manana ny talentany ny ankizy ary samy manana ny fitaizana nomenin'ny ray aman-dreniny ihany koa
❤️ Ajanona ny izay manahirana anao rehefa mitantara zavatra izy
Na zavatra tsy heveritsika lehibe tsy misy dikany ary ny zavatra teneniny de tadidio fa tena zava-dehibe aminy izany
❤️ Dokafy foana izy amin'izay zavatra kely vitany
❤️ Aza terena hangina avy hatrany izy rehefa tezitra na malahelo fa ampio hahafantatra sy haneho ny fihetseham-pony.
❤️ Ary indrindra, aza avela hihevitra izy fa tsy maintsy tonga lafatra vao mendrika ny fitiavanao.

Ny zanaka mila mahafantatra fa afaka manao fahadisoana izy, afaka mianatra, afaka manandrana indray ary mbola manana toerana azo antoka ao amin’ny fianakaviany.
Ny fahatokisan-tena dia tsy zavatra omena indray mandeha. Amboarina tsikelikely amin’ny teny, fihainoana, faharetana ary fitiavana. ❤️

19/09/2026

Ahoana indray ary ny fomba hialana amin'ny procrastination? 🙈🩷

On peut être têtu, fatigué, même démotivé… mais abandonner le travail ? Jamais 🤞
18/09/2026

On peut être têtu, fatigué, même démotivé… mais abandonner le travail ? Jamais 🤞

Misy le Leader de mahafinaritra 🙈😂
17/09/2026

Misy le Leader de mahafinaritra 🙈😂

Izay mangina volamenaIzay miteny tavikena😏🙄Sshhh
16/09/2026

Izay mangina volamena
Izay miteny tavikena😏🙄
Sshhh

😂 Tsy misy jugement eto sady tsy misy bedy koa hono😏😂
16/09/2026

😂 Tsy misy jugement eto sady tsy misy bedy koa hono😏😂

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Leadership training Institute posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Leadership training Institute:

Shortcuts

Share