J-Force

Directions

J-Force 🌞💥 Ensemble, nous formons la force de demain💪🏻💗

Ndao ometsika sehatra indray ny vehivavy eee🥰🥳🏆Tsy ho ela J-force women's cup💗⚽Misy sipa tia foot ve ato⚽??
24/10/2026

Ndao ometsika sehatra indray ny vehivavy eee🥰🥳
🏆Tsy ho ela J-force women's cup💗⚽
Misy sipa tia foot ve ato⚽??

🔥 Samy manana ny heriny, samy manana ny tantarany🏆🏅💪 Samy niady, samy niezaka, samy nanome ny tsara indrindra🥰⚽Mankasitr...
21/10/2026

🔥 Samy manana ny heriny, samy manana ny tantarany🏆🏅
💪 Samy niady, samy niezaka, samy nanome ny tsara indrindra🥰⚽

Mankasitraka ny rehetra tamin'ny fandraisana anjara🤗 mbola manantena ny hahita anareo indray amin'ny lalao manaraka🙏🏻💗

Fc Mirage⚽💗Anisan'ny mpandray anjara tao amin'ny J-Force cup, izay nanana ny fahaizany manokana ihany koa🥰🥳Mirary soa ho...
21/10/2026

Fc Mirage⚽💗
Anisan'ny mpandray anjara tao amin'ny J-Force cup, izay nanana ny fahaizany manokana ihany koa🥰🥳
Mirary soa ho azy ireo

🥇Ny fandresena dia valisoa ho an'izay sahy manonofy sy  miezaka hatrany⚽🏆🥳
20/10/2026

🥇Ny fandresena dia valisoa ho an'izay sahy manonofy sy miezaka hatrany⚽🏆🥳


🏆⚽  J-FORCE CUP 3ᵉ ÉDITION — LES RÉSULTATS🏆🔥🥇 Laharana voalohany: TIA SPORT 🏆👏🥈 Laharana faharoa: FCB 🏆💪Arahabaina manok...
19/10/2026

🏆⚽ J-FORCE CUP 3ᵉ ÉDITION — LES RÉSULTATS🏆🔥

🥇 Laharana voalohany: TIA SPORT 🏆👏
🥈 Laharana faharoa: FCB 🏆💪

Arahabaina manokana ny Tia Sport izay nibata ny fandresena tamin’ity andiany faha-3 amin’ny J-FORCE CUP ity, ary arahabaina ihany koa ny FCB tamin’ny ezaka sy ny lalao mendrika nasehony! 👏⚽

🙏 Isaorana ihany koa ireo ekipa rehetra nandray anjara tamin’ity fifaninanana ity, noho ny fahatongavana, ny ezaka, ny fifaninanana ary ny toe-tsaina ara-panatanjahantena nasehonareo.

Misaotra ny Tsarasalama Stadium sy ireo rehetra niara-nisalahy tamin'ny fanatanterahana izao hetsika izao ihany koa. ❤️🤝

⚽🔥Rendez-vous à la prochaine édition ! 🏆💯



FANDAHARAM-POTOANATsara raha samy tonga amin'ny 08ora maraina daholo🤗Tsy ekena ny fahatarana✨ Forfait avy hatrany izay m...
17/10/2026

FANDAHARAM-POTOANA

Tsara raha samy tonga amin'ny 08ora maraina daholo🤗
Tsy ekena ny fahatarana✨
Forfait avy hatrany izay mpilalao ahitana pro ligue

J-FORCE CUP 3em edition⚽🏆Tahaka izao ny fizarana ny vondrona antsika rahapitso💗Fahatongavana: 30minitra mialohan'ny lala...
17/10/2026

J-FORCE CUP 3em edition⚽🏆

Tahaka izao ny fizarana ny vondrona antsika rahapitso💗
Fahatongavana: 30minitra mialohan'ny lalao

Mirary fahombiazana ho an'ny ekipa rehetra🙏🏻

🙏 MANKASITRAKA ANAREO REHETRA! 🥰💛Ny J-FORCE dia maneho fisaorana feno ho an’ireo ekipa rehetra izay efa nisoratra anaran...
07/10/2026

🙏 MANKASITRAKA ANAREO REHETRA! 🥰💛

Ny J-FORCE dia maneho fisaorana feno ho an’ireo ekipa rehetra izay efa nisoratra anarana sy nanome fitokisana anay. ⚽🔥
Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana ho an’ireo ekipa mbola te handray anjara amin’ity J-FORCE CUP ity. 🏆

💪 Miha-manakaiky ny fotoana!

⚽ Aza tara, raiso ny toeranareo dieny izao!
J-FORCE — Ensemble pour demain. 🦅💛

Contact: 0387057286


🔥 J-FORCE CUP – 3ᵉ ÉDITION 🔥⚽ MBOLA MISY TOERANA VITSIVITSY ⚽Mbola tsy tara nefa raha izao vao isoratra anarana 📝🔥💰 Part...
29/09/2026

🔥 J-FORCE CUP – 3ᵉ ÉDITION 🔥
⚽ MBOLA MISY TOERANA VITSIVITSY ⚽
Mbola tsy tara nefa raha izao vao isoratra anarana 📝🔥
💰 Participation: 150.000 Ar

🏆 Champion : 1.000.000 Ar + Ondry matavy + Médaille
🥈 Vice-Champion : 200.000 Ar + Médaille
📅 18 Octobre 2026
📍 Tsarasalama Stadium – Bypass
🔥 Voafetra ny toerana ann🥰

⏳ Avance no miantoka ny famandrihana ny toerana.

Fisoratana anarana: Mp ou 0387057286


⚽ISOMA TOURNAMENT🌟 tournoi mafy be vita indray andro 🏆 Vitsy dia vitsy sisa ny toerana, fa misorata anarana dieny izao🥰🏅...
01/03/2026

⚽ISOMA TOURNAMENT🌟 tournoi mafy be vita indray andro 🏆

Vitsy dia vitsy sisa ny toerana, fa misorata anarana dieny izao🥰🏅

Foot a 7 sans pro ligue🤝🏻
✅Droit: 135.000ar
⚽Champion : 1.000.000ar
⚽Vice champion : 200.000ar

Toerana : Tsarasalama stadium bypass💙
🥳vita eliminatoire tode quart avy hatrany🥳
Tel: 0387057286

❌IANAO ANIE SISA NO ENDRASANA E❌


Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J-Force posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category