29/05/2025
🏀DOSC BASKET 2024 - 2025 🏀
RAHA NY FIVORIANA NIARAHANA TAMIN'NY TENY ANKATSO , MAHAKASIKA NY TOURNOI DOSC DIA IZAO NO TAPAKA TAO.
LUNDI 2 JUIN , MATIN 9H
FLSH VS EGS 1
SCIENCES VS FDSP 2
AGRO VS ESPA 3
ENS VS MEDECINE 4
TERRAIN (GYMNAGE SY AMBANY)
LUNDI APRES MIDI DEMI FINAL
1 VS 3 ARY 2 VS 4
MARDI 3 JUIN FINAL