Fit by Liana

Fit by Liana Discipline+Patience= Résultat

19/08/2026
Ilazana isika mpanjifa sakafo fa efa miverina indray an🥰manao livraison ihany koa👌
19/08/2026

Ilazana isika mpanjifa sakafo fa efa miverina indray an🥰manao livraison ihany koa👌

18/08/2026

Asina tsikitsiky kely ary e
Challenge grenouille 🐸

Fa ahoana moa ny vary sy voankazo no fadinareo e🙂‍↔️Raha ireo no mampatavy ny Ntaolo tapitra ngeza aby
13/08/2026

Fa ahoana moa ny vary sy voankazo no fadinareo e🙂‍↔️
Raha ireo no mampatavy ny Ntaolo tapitra ngeza aby

08/08/2026

❤️‍🔥

07/08/2026

Misy fotoana kamo be hikotrana, fa rehefa mipetraka tsara discipline sy ilay tanjona tratrarina dia mahazo aina be indray rehefa vita ilay kotrana🤞🏽lasa miramirana ny tontolo andro🥰
Noho izany, vitao izay efa natomboka, aza amelana raha tsy tonga @ tanjona
Bisous 💋

« Ny kibo tsy mba lamosina »😁nefa ilay lamosina io jerijereo ihany sao tototry tavy 😬Fa zao an, mora manala an’ izy io r...
05/08/2026

« Ny kibo tsy mba lamosina »😁
nefa ilay lamosina io jerijereo ihany sao tototry tavy 😬
Fa zao an, mora manala an’ izy io rehefa vonona ianao👌

Mandeha tsikelikely eo🤞🏽
05/08/2026

Mandeha tsikelikely eo🤞🏽

Ny paoziko rehefa hikotrana andro zomaAhoana fahitanareo azy?Misaotra sahady @ hevitra tsy manao teny mandratra😁
31/07/2026

Ny paoziko rehefa hikotrana andro zoma
Ahoana fahitanareo azy?
Misaotra sahady @ hevitra tsy manao teny mandratra😁

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fit by Liana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share