Ãlalï'räh Rakotoson

Ãlalï'räh Rakotoson Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ãlalï'räh Rakotoson, Sport & recreation, Antananarivo.

Iarivo miakatra .Nahafinaritra ny seho .Afapo bee Misaotra e❤❤
04/08/2022

Iarivo miakatra .
Nahafinaritra ny seho .
Afapo bee
Misaotra e❤❤

 # Alali Rah
30/07/2022

# Alali Rah

Salama ee! Aza mantany tson hoe inona ny vaovao fa io izy io .Mandray commande izahay.Misaotra e.
30/07/2022

Salama ee!
Aza mantany tson hoe inona ny vaovao fa io izy io .

Mandray commande izahay.

Misaotra e.

Ehh la famille. 😊😊Talenta hafa. Sera harona ,izahay ihany no mandraryIneinen la famille ohhh😂😊
20/07/2022

Ehh la famille. 😊😊

Talenta hafa.

Sera harona ,izahay ihany no mandrary

Ineinen la famille ohhh😂😊

Tena diso fanatenana😂😂😂😂
14/07/2022

Tena diso fanatenana😂😂😂😂

09/07/2022

Malagasy
Maro be ny miheritreritra fa ratsy hono izahay
Betsaka koa ny antony amin' ny maha Malagasy anay
Nefa tsy ataonay mahakivy ,izahay hijoro tsara foana .
Na tsy misy ny sakafo,zarainay izay eo am- Tanana tsy hisian' ny noana.

Ny Malagasy mantsy ,Malagasy hatrany
Hainay ny mifanampy dia miaraka mandroso ..mamkany dia mankany
Satria raha aminay ny firaisankina no hery
Tena sitrapo izay fa tsy teritery.

Izahay Malagasy aloha tena mahay miray loha e!
Izay tsy mahita izany no efa olona tsy misy fo...na koa hoe mankahala mihitsy angamba .
Fa ny Malagasy hoy aho tena mifankatia .
Ity gasikara ity ,atolotray ho an' I Kristy.

Alali Rah.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ãlalï'räh Rakotoson posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share