24/08/2026
🚨 EXAMEN + CERTIFICAT INTERNATIONAL ✈️ 🌍🎉🎉🎉 🚨
Tontosa ny herin'andro lasa teo ny fanadinana niarahan'ny mpianatr'i BEST Training Academy tamin'ny Say's Academy any Maurice ka nazahoan'izy ireo ny sy ahafahan'izy ireo miasa avy hatrany amina grand salon any ivelany.
Tao aorinan'ny fanadinana moa dia mbola nanaraka fiofanana manokana nandritran'ny 2 andro mahakasika ny resaka coloration izy ireo ( masterclass en coloration ) ary mbola nahazo certificat international tamin'izany masterclass izany.
Toy izao ny fizotry ny fanadinana.
- Lundi 17 Aout : Consultation et Coupe homme ( couple classic avec ciseau, mid-fade, dessin / styling ).
- Mardi 18Aout : Consultation + coupe femme et brushing.
- Mercredi 19 Aout : Coloration ( balayage / relooking / transformation )
==》 Ny Jeudi sy Vendredi ( 20,21 Aout ) kosa dia masterclass en coloration.
N.B : Ho anareo rehetra maniry ny hiofana eo ny tao-volo ary hahazo certificat international ( barber et coiffure femme ) ahafahana miasa any ivelany dia aza misalasala miditra MP na manantona ety Training Academy ety Itaosy 🏠 na miantso ny 0384509934 / 0388793515 ☎️