03/02/2026
Bonjour daholo e, hoanareo izay manampanirina te hiaraka ilalao miaraka aminay Dia misokatra ho antsika rehetra ny recrutement D2 hoany taompilalaovana 2026 et 2027, mandritra ny volana février iray manontolo ity, ka raha manampanirina ianao Dia tongava manao teste ato aminay, Ary ity n'y laharana tel azonao ifandraisana direc @ Coach SOLO 034.19.906.00 tsara ianao miantso mivantana MBA anazavana tsara momba n'y rehetra, n'y toeranao anaovana test eny @ digue anosizato ankaiky jirama, andro fikotrananay Sady andraisany mpanao tes Dia lundi s'y vendredi hiany @ 12 Ora tsy diso. Merci