Sutura by Bozy

Sutura by Bozy Sutura by Bozy
Quand la précision devient élégance
Créations sur mesure d’exception
✨ Pour une allure unique

🔥 PHOTO PORTÉ 😍Hello !! 🤗Mbola tsy mety lany manja mihitsy ity ensemble à rayures ity 🥰❤️✨ Confortable ✨ Léger ✨ Chic et...
23/06/2026

🔥 PHOTO PORTÉ 😍

Hello !! 🤗

Mbola tsy mety lany manja mihitsy ity ensemble à rayures ity 🥰❤️

✨ Confortable ✨ Léger ✨ Chic et tendance
Tena manome style be rehefa porté 😍🔥

💰 25 000 Ar seulement 😱
📏 Tailles disponibles : XS - S - M - L
🎨 Misy couleurs hafa koa

📩 💌💌
Sutura by Bozy ❤️

🔥 NY ENTANA NAFARANA & NY ENTANA TONGA 🔥Ato aminay anie tsy misy hoe mifamitapitaka izany eeh ☺️✨💬 "Merci    fa tena afa...
22/06/2026

🔥 NY ENTANA NAFARANA & NY ENTANA TONGA 🔥

Ato aminay anie tsy misy hoe mifamitapitaka izany eeh ☺️✨

💬 "Merci fa tena afa-po tamin'ilay akanjo aho" hoy ity cliente manjabe anay ity 😍🥰

Tena faly koa izahay rehefa afa-po amin'ny asanay ianareo. 🥺🤗 Ny fahafaham-ponareo no tanjonay voalohany ary manome hery anay hanohy hanome ny tsara indrindra hatrany. 💜

🙏🏼 Misaotra indrindra amin'ny fitokisana an'i Sutura by Bozy

✨ Alefaso aty aminay koa ilay modèle efa nirianareo ela tao anaty galerie ao, dia ataontsika manja be sy araka izay irinao. 🥰

📩 Inbox misokatra ho an'ny commande sy renseignements.

💜✨

Salama daholo indray oh 😍😍 Jerenareo ny hatsarany 😍😍Dispo en taille Xs S M L 🔥 Prix cadeaux be foana 🔥 25 000ar 🥺😍 Mp ar...
09/06/2026

Salama daholo indray oh 😍😍

Jerenareo ny hatsarany 😍😍

Dispo en taille Xs S M L

🔥 Prix cadeaux be foana 🔥 25 000ar 🥺😍

Mp ary oh 💌

✨ Alatsinainy vaovao, manimanitra nouveautés ato amin'ny pejy! 😍🥰Faly be izahay fa nahatratra 2K followers isika androan...
08/06/2026

✨ Alatsinainy vaovao, manimanitra nouveautés ato amin'ny pejy! 😍🥰

Faly be izahay fa nahatratra 2K followers isika androany! 🎉❤️

Mankasitraka antsika rehetra hatrany tamin'ny fitokisana sy ny fanohanana. 🫶

Satria tena tianay ianareo, dia indro ary ny nouveauté iray hafa tena milay be! 😍

❤️🤍 Ensemble Rayure

✔️ Disponible en taille XS - S - M - L

✔️ Tissu Lin

💰 Prix cadeau : 25 000 Ar seulement

🎨 Misy couleur hafa ihany koa.

📩 Inbox raha haka commande na mila fanazavana fanampiny.

✂️❤️


😍 Misy tena mahay misafidy couleur sy modèle mihitsy ianareo an!Jereo anie ity ensemble de travail nosafidian'ny abonnée...
05/06/2026

😍 Misy tena mahay misafidy couleur sy modèle mihitsy ianareo an!

Jereo anie ity ensemble de travail nosafidian'ny abonnée iray ity e 😍🩺

💖 Couleur saumon mamy sy élégante
👌 Tissu coton confortable
✨ Finition soignée araka ny hitanareo amin'ny sary

Faly izahay manatanteraka ny modèle tianareo. Alefaso aty aminay fotsiny ny sary na modèle nofinidinareo, dia hiezaka hanamboatra azy araka izay tratra izahay 😊

🧵 Tenu de travail sur commande 💰 Manomboka amin'ny 32 000 Ar

Ianareo indray, couleur inona no tianareo hanaovana tenue de travail !? 😍

💌Sutura by Bozy

🌷💐 Fetin'ny Reny sambatra ho an'ny reny rehetra.❤️Toy ny zaitra mampifandray ny lamba, ny reny no mampiray sy mampifamat...
31/05/2026

🌷💐 Fetin'ny Reny sambatra ho an'ny reny rehetra.❤️

Toy ny zaitra mampifandray ny lamba, ny reny no mampiray sy mampifamatotra ny fianakaviana amin'ny fitiavany. ❤️🪡

Ho feno hafaliana, fahasalamana ary fitahiana anie ity andro ity, ary ho tsapanareo mandrakariva ny fitiavana sy ny fankasitrahan'ireo manodidina anareo.

— Sutura by Bozy
❤️🌷

✨🕊️Ny équipe rehetra eto @ page Sutura by Bozy dia Mirary Pentecôte sambatra ho antsika rehetra 🕊️✨Enga anie ny Fanahy M...
24/05/2026

✨🕊️Ny équipe rehetra eto @ page Sutura by Bozy dia Mirary Pentecôte sambatra ho antsika rehetra 🕊️✨

Enga anie ny Fanahy Masina :
🤍 hitondra hafaliana ao am-pontsika
🤍 hampahery antsika amin’ny fiainana andavanandro
🤍 ary hanazava ny lalantsika isan’andro 🙏

Mankasitraka anareo rehetra manohana sy manaraka hatrany ny page 💖
Mirary tontolo andro milamina sy feno fitahiana ho anareo sy ny ankohonanareo 🥰

🕊️

24/05/2026

Pinterest said 🥰
We made it real 😍


🥰 HELLO les filles 😍 Ary raha ohatra hoe noir indray dia ahoana hoy ianareo 🤗🤗Toy izao ny noir amin'ity ensemble sporty ...
20/05/2026

🥰 HELLO les filles 😍

Ary raha ohatra hoe noir indray dia ahoana hoy ianareo 🤗🤗

Toy izao ny noir amin'ity ensemble sporty mamy be ty 😍

✅ Tissu coton 💯
✅ très confortable 👌🏼
✅ qualité premium 😱

❗Fa , à petit prix 🥺

mp anie eee 😊


✨ ENSEMBLE SPORTY✨Jerenareo anie ny hatsaran'ity ensemble sporty ty ee 😍😍 mamy be Disponible en taille Xs S M et L izy t...
19/05/2026

✨ ENSEMBLE SPORTY✨

Jerenareo anie ny hatsaran'ity ensemble sporty ty ee 😍😍 mamy be

Disponible en taille Xs S M et L izy ty 😊
Tissu coton 💯 confortable be 😍

🛑Couleur dispo : Noir - Rouge - blanc - gris - rose 😍

Ianareo sisa no andrasana 🥰




Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261345188676

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sutura by Bozy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share