Team ZA.MI

Team ZA.MI Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Team ZA.MI, Sport & recreation, Antananarivo.

vahotra ny lela tohina ny fo raha vao naheno hoe lasa ilay kitana iray ho any kick boxing eto Madagascar IZAHAY ETO AMIN...
18/12/2025

vahotra ny lela tohina ny fo raha vao naheno hoe lasa ilay kitana iray ho any kick boxing eto Madagascar
IZAHAY ETO AMIN'NY CLUB ZAMI DIA MIARA ORY AMIN'NY FIANAKAVIANA SY NY CLUB TAMIA MIRARY FIONONANA FENY FENO HO ANAREO FIANAKAVINA SY NY CLUB TAMIA IZAHAY
MAHAIZA MIONONA TOMPOKO TOMBODLANA NY AZY 😥😥😥😥

Fehiny ady omaly Combattants 3 1tsy niady nisy ny fahatarana niakatra teo ambony ring ary izy irery no resy tamin'izay f...
13/11/2023

Fehiny ady omaly

Combattants 3
1tsy niady nisy ny fahatarana niakatra teo ambony ring ary izy irery no resy tamin'izay fahatarana izay tao amin'ny gymnase 🥺🥺
1 resy iany koa na dia hita fa maharesy ary 🥺🥺
Ary 1 farany naharesy 🥺🥺

Tsy kivy fa ny manetsa be mbola ho avy

Team ZA.MI 💪🏿💪🏿🇧🇪🇧🇪🇧🇪

Voalohany indrina aloha dia misaotra betsaka ny mpikarakara Kick Boxing Avenir 🇨🇵Misaotra betsaka any maitre  RICHARD (D...
22/05/2023

Voalohany indrina aloha dia misaotra betsaka ny mpikarakara Kick Boxing Avenir 🇨🇵
Misaotra betsaka any maitre RICHARD (DIT MAITRE DIDA) nazoto nampikotrana anay 🇧🇪🇧🇪🇧🇪🙏🙏❤️
Isaorana iany ko madame présidente ny club TEAM ZA MI nanoahana ara morale ary matériel ho anay TEAM ZA.MI ❤️❤️❤️🇧🇪🇧🇪
Isaorana koa ny club misy anay zay mpanohana voalohany 🙏🙏🇧🇪🇧🇪❤️❤️
Tsy hadino ko ianareo izay nanohana anay 🙏🙏

Azo natao hoe tsara ny vokatra ny combat izay natao omaly 21 mai 2023 izay natao tao gymnase couvert mahamasina satria 3 combat dia 2 victoires 1 défaite 💪💪

Team ZA.MI

Team ZA.MI Vita ny face à face androany dia le 21 ny ady no mandea Bonne chance la team 🙏🙏❤️❤️💪🇧🇪🇧🇪
13/05/2023

Team ZA.MI

Vita ny face à face androany dia le 21 ny ady no mandea
Bonne chance la team 🙏🙏❤️❤️💪🇧🇪🇧🇪

RELÈVE TEAM ZA.MI KETA KELY ❤️ MAHAFINARITRA AKY NAHAVITA NY ROUND HATRAMIN'NY FARANY ❤️❤️❤️
01/11/2022

RELÈVE TEAM ZA.MI
KETA KELY ❤️

MAHAFINARITRA AKY NAHAVITA NY ROUND HATRAMIN'NY FARANY ❤️❤️❤️

Résultats combat omaly azo atao hoe tsara iany vokatra ❤️❤️🙏🙏9 combattants2 défaiteCombat iray najanona fa hariva loatra...
10/10/2022

Résultats combat omaly azo atao hoe tsara iany vokatra ❤️❤️🙏🙏

9 combattants

2 défaite
Combat iray najanona fa hariva loatra ny andro 🙏🥺
6Victoir
🙏🙏💖💖

13/07/2022

Team Za.Mi
Bajïy Adolantsento
Démos kely Amin ity alarobia ariva Ty ee

La team te souhaite un bon anniversaire 🙏🙏 SAROBIDY dit BAJYBajïy Adolantsentoto
23/06/2022

La team te souhaite un bon anniversaire 🙏🙏 SAROBIDY dit BAJY
Bajïy Adolantsentoto

🥊Team Za.Mi🥊
08/06/2022

🥊Team Za.Mi🥊

08/06/2022

Faly miarahaba antsika rehetra
Tongasoa eto am pejy TEAM ZA.MI Tsimbazaza.
Mankasitraka

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261349367555

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team ZA.MI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Team ZA.MI:

Share