31/03/2026
๐จ ๐โ๐พ๐ผโ๐ : " ๐๐ค๐ช ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ช ๐ง๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ฅ๐ค๐ ๐๐ช ๐๐ช ๐๐ ๐๐๐ธ๐๐ : ๐ธ๐๐ซ๐ ๐๐ ๐๐๐ซ๐ ๐๐ช ๐ฝ๐๐๐๐ง๐๐ ๐ซ๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐ ๐๐ช ๐๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ช ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐ค๐๐ฅ๐ ?" ๐๐ฅ
Miantso Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM izay tarihin'i Filoha ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒ๐น ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ sy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa mba ijery akaiky manoloana ny raharaha ao aminโny Universitรฉ Itasy (Soavinandriana).
Ny fanadiovana tokony ho natao ve dia nivadika ho "๐
๐ข๐ก๐๐ณ๐๐ง๐ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐"?
๐ต๏ธโโ๏ธ Araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana, dia mandeha ny feo fa ny ๐ง๐ฎ๐น๐ฒ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฒ๐ธ๐ถ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ dia mampiasa ny fahefany "๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐" izay rehetra naneho hevitra (commentaires) tanaty tambajotra:
๐ถ๏ธ Hatramin'ny hevitra navoaka tamin'ny anarana tsy fantatra (anonyme) dia heverina fa arahin'izy ireo hatreny amin'ny Cybercriminalitรฉ.
โ Izay rehetra tratra na voatondro molotra ho nanohitra ny tsy rariny dia voarahona ho voaroaka avy hatrany.
๐ค๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐: ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐!
Tsy avelantsika ho irery ireo sahy mijoro!
๐๐น๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ na olona fantatrareo voantso na niharan'ny tsindry mivantana na ankolaka (Pression/Menaces) mahakasika ity raharaha ity.
๐๐ป๐ซ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ mandefa
๐ท๐๐๐๐๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐ (๐ผ๐ฟ) ato amin'ny pejy avy hatrany.
๐ Ny pejy dia miantoka ny tsiambaratelo tanteraka (Anonymat) mba hiarovana ny hoavin'ny mpianatra sy ny mpiasa.
๐ก Ny fampiasana ny Lalร na momba ny Cybercriminalitรฉ mba hamoretana ny fahalalahana miteny sy hanaronana ny gaboraraka dia endrika fitantanana "๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐". Amin'ity ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ ity, ny mpitantana mahay dia izay mihaino sy manitsy ny diso, fa tsy izay manenjika ny mpitaraina.
โ๏ธ"๐๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฉ๐๐

โ๏ธ"๐๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฉ๐๐๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐๐๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐, ๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ง๐๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ค ๐ข๐๐ฉ๐๐๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐๐ง๐!" ๐๏ธ
๐ฌ ๐๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐! ๐๐๐ฎ ๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฒ๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ๐ต๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐๐ฟ๐ฎ.
๐ข๐๐๐ร ๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ !๐
Gen Z Madagasikara GEN Z ITASY Collectif du Mouvement Gen Z FMPA Fikambanana ny Mpianatra Politeknika Antananarivo Tolom-bahoaka ofisialy Gen Z Ankatso