Team GasYkara

Team GasYkara Combat de coq

4 ème victoiresFélicitations GasYkara 🐓Combat 6M5    à
10/08/2025

4 ème victoires
Félicitations GasYkara 🐓
Combat 6M5
à

Homanina hiady amin'ny taombaovao 💪    🇲🇬 ihany   🇲🇬 hatrany
28/10/2022

Homanina hiady amin'ny taombaovao 💪

🇲🇬 ihany 🇲🇬 hatrany

VICTOIRE  manaraka ndray eh   à    !!
25/09/2022

VICTOIRE manaraka ndray eh à
!!

Victoire de   à
11/09/2022

Victoire de à

Fanajana hoan'ny Adversaire9 ème VICTOIRE de   à
31/07/2022

Fanajana hoan'ny Adversaire

9 ème VICTOIRE de à

Na tsara ary ny an tena dia ny an HAFA kou mamayPetakely défaite 🐓
30/07/2022

Na tsara ary ny an tena dia ny an HAFA kou mamay

Petakely défaite 🐓

Efa tonga aty Bira ny   🇲🇬🐓
30/07/2022

Efa tonga aty Bira ny 🇲🇬🐓

Toy ny fanao isan taona dia manasa anareo indray izahay mpitia adin 'akoho Avy ao Ambatolampy. CHALLENGE MIMOZA 2022 iza...
26/07/2022

Toy ny fanao isan taona dia manasa anareo indray izahay mpitia adin 'akoho Avy ao Ambatolampy. CHALLENGE MIMOZA 2022 izay atao ao amin ny Gallodrome Piste Ambatolampy 104 ny 27,28 Aogositra ary ny 3 sy 4 Septembre 2022 ho avy izao,
Ny Amboara moa dia nohezahina ho tsara hatrany ho fanomezana fahafam po antsika
👉fiara 4 L no homena ny grand prix
👉Coupe be
👉Vilany
👉Gisa
👉Canal sat
Izahay mpikarakara dia vonona hanome ny tsara indrindra avy aminay ho Anareo ao anaty ady madio tanteraka
Tongava maro

https://www.facebook.com/groups/707423880468722/permalink/797406448137131/

De ef zay mou zan izy ty kouLalamahitsy fona ndray zqny😂😯
23/07/2022

De ef zay mou zan izy ty kou
Lalamahitsy fona ndray zqny😂😯

20/07/2022

Miady miark am aty

🇲🇬

Address

RNR
Antananarivo
114

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team GasYkara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Team GasYkara:

Share