28/08/2026
Nafinaritra ny nanombohana ny saison 2026-2027
Mankasitraka ny Tekken Madagascar nanasa ny EMAA nanantanteraka seho tsotsotra.
Betsaka ny ny lalana nandalovana, betsaka ny miandry anao ho lavo, betsaka ny miezaka manaratsy saingy mbola ireo izahay, mbola mijoro ny fikambanana
Teniko amin'ny mpianatro foana dia hoe ny anao atao tsara fa aza varina manakihana sy manaratsy ny an'ny hafa. Aza mora influencé fa ilay tinao atao. 👊👊