67 City Fc

67 City Fc Foot Hafa Mintsy

🚨 Araka ny vaovao nampitaina taminay izao dia nisy nanatitra io hariva io i Dereck.Misaotra antsika isika πŸ™πŸ™
09/06/2026

🚨 Araka ny vaovao nampitaina taminay izao dia nisy nanatitra io hariva io i Dereck.

Misaotra antsika isika πŸ™πŸ™

πŸŸ‘β”ƒπ—₯π—œπ—–π—žπ—¬ πŸ§€πŸ†βšͺβ”ƒπ— π—˜π—œπ—Ÿπ—Ÿπ—˜π—¨π—₯ π—šπ—”π—₯π——π—œπ—˜π—‘ – 𝗨9βš«β”ƒπ—π—¦π—˜π—  𝗧𝗒𝗨π—₯π—‘π—”π— π—˜π—‘π—§ ⭐
09/06/2026

πŸŸ‘β”ƒπ—₯π—œπ—–π—žπ—¬ πŸ§€πŸ†
βšͺβ”ƒπ— π—˜π—œπ—Ÿπ—Ÿπ—˜π—¨π—₯ π—šπ—”π—₯π——π—œπ—˜π—‘ – 𝗨9
βš«β”ƒπ—π—¦π—˜π—  𝗧𝗒𝗨π—₯π—‘π—”π— π—˜π—‘π—§ ⭐

🚨 OMBAY MITADYHoy ny reniny,"Salama tompoko, raha sendra mba hitanareo mandehandeha agny, zanako i Derek, zokin'i Ricky ...
09/06/2026

🚨 OMBAY MITADY

Hoy ny reniny,
"Salama tompoko, raha sendra mba hitanareo mandehandeha agny, zanako i Derek, zokin'i Ricky tsy nody antrano omaly, niala trano tamin'ny 6h maraina izy sy zokiny, rehefa tonga tany ampianarana nitsoaka de tsy mbola hita hatramin'izao ora anoratako izao, miangavy re tompoka izay mahita azy"

Akanjo nanaovany sweat Γ  capuche noir dia mitondra sac Γ  dos.
Laharana azahoana ny fianakaviany: 032 44 001 42

🚨JOURNΓ‰E DE RECRUTEMENT U17(nΓ© en 2010)Amin’ny sabotsy ho avy izao amin’ny 06 ora maraina ao amin’ny Malacam Antanimena....
08/06/2026

🚨JOURNΓ‰E DE RECRUTEMENT U17(nΓ© en 2010)

Amin’ny sabotsy ho avy izao amin’ny 06 ora maraina ao amin’ny Malacam Antanimena.
Aza adino ny: copia, certificat de rΓ©sidence, certificat de scolaritΓ© ary sary tapaka.

πŸŸ‘βš«β”ƒπ‘ͺπ’Šπ’•π’‚π’•π’Šπ’π’ 𝒅𝒖 𝒋𝒐𝒖𝒓 πŸ’¬Β« 𝑷𝒆𝒓𝒔𝒐𝒏𝒏𝒆 𝒏𝒆 π’π’‚π’ŠΜ‚π’• 𝒑𝒓𝒆̂𝒕. π‘ͺ𝒉𝒂𝒄𝒖𝒏 𝒂𝒗𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒆𝒏 𝒂𝒑𝒑𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒕, 𝒆𝒏 π’†π’”π’”π’‚π’šπ’‚π’π’• 𝒆𝒕 𝒆𝒏 𝒐𝒔𝒂𝒏𝒕 π’“π’†π’„π’π’Žπ’Žπ’†π’π’„π’†π’“. πŸ–€βœ¨ Β»   ...
08/06/2026

πŸŸ‘βš«β”ƒπ‘ͺπ’Šπ’•π’‚π’•π’Šπ’π’ 𝒅𝒖 𝒋𝒐𝒖𝒓 πŸ’¬
Β« 𝑷𝒆𝒓𝒔𝒐𝒏𝒏𝒆 𝒏𝒆 π’π’‚π’ŠΜ‚π’• 𝒑𝒓𝒆̂𝒕. π‘ͺ𝒉𝒂𝒄𝒖𝒏 𝒂𝒗𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒆𝒏 𝒂𝒑𝒑𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒕, 𝒆𝒏 π’†π’”π’”π’‚π’šπ’‚π’π’• 𝒆𝒕 𝒆𝒏 𝒐𝒔𝒂𝒏𝒕 π’“π’†π’„π’π’Žπ’Žπ’†π’π’„π’†π’“. πŸ–€βœ¨ Β»

πŸ’›πŸ–€ NOS Champions πŸ₯°Merci les gars πŸ’―
07/06/2026

πŸ’›πŸ–€ NOS Champions πŸ₯°
Merci les gars πŸ’―

07/06/2026

EN FINALE πŸ”₯πŸ”₯
U9

Eny amin'ny kianjan'ny betongolo ny fotoana androany manohana ny ankizintsika πŸ’›πŸ–€
07/06/2026

Eny amin'ny kianjan'ny betongolo ny fotoana androany manohana ny ankizintsika πŸ’›πŸ–€

ENFIN😁Kely sisa dia vita ny lalana ety an-tanΓ na πŸ₯³
06/06/2026

ENFIN😁
Kely sisa dia vita ny lalana ety an-tanΓ na πŸ₯³

πŸŸ‘β”ƒπ—π—¦π—˜π—  𝗧𝗒𝗨π—₯π—‘π—”π— π—˜π—‘π—§ πŸ†βš«β”ƒπ—–π—”π—§π—˜Μπ—šπ—’π—₯π—œπ—˜ 𝗨13 ⚽✨
05/06/2026

πŸŸ‘β”ƒπ—π—¦π—˜π—  𝗧𝗒𝗨π—₯π—‘π—”π— π—˜π—‘π—§ πŸ†
βš«β”ƒπ—–π—”π—§π—˜Μπ—šπ—’π—₯π—œπ—˜ 𝗨13 ⚽✨

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 67 City Fc posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 67 City Fc:

Share

Category