28/10/2022
🏅 *ZOM'ASCAL* 🏅
🏓 *Tennis de table* 🏓
Ny 28 oktobra amin'ny 4 ora hariva, ao amin'ny gymnase MEF Antaninarenina ny fotoana.
👉Tsara raha mitondra raquette ireo izay efa manana.
*"Fanatanjahan-tena, antoky ny fahasalamana"*