Iarivo bouliste club

Iarivo bouliste club Tsipy kanetibe ihany,fifankatiavana,fitaizana ary fivoarana

-PETANQUE TOUR MADA 2022,5ème ETAPE,FARITRA ANALAMANGA-ANTANANARIVO sy ny manodidina indray izao @ ity herinandro ity iz...
21/06/2022

-PETANQUE TOUR MADA 2022,5ème ETAPE,FARITRA ANALAMANGA
-ANTANANARIVO sy ny manodidina indray izao @ ity herinandro ity izay hanasana ny mpilalao rehetra tsy ankanavaka na club na tsy club.
-Ny fandaharampotoana ary :
*Ny Zoma 24 Juin sy ny Sabotsy 25 Juin izao eny @ BOULODROME PARA IVATO,samy vita 1 andro avokoa
*Homena sehatra avokoa ny rehetra.
*Zoma 24 Juin tête à tête ho an'ny ELITE sy ny VRAI BOSS
* Sabotsy 25 Juin doublette ELITE sy doublette VRAI BOSS ary tête à tête Dame sy Jeunes.
*Handeha mivantana avokoa ny lalao @ ireo andro ireo fiaraha-miasa miaraka @ NAN`S PROD
*Ny 25 Juin izay tratra hariva dia hisy fiara hitatitra @ sarany mora dia mora.

Manasa antsika mpilalao ary
Misaotra
IBC Iarivo bouliste club

Address

Lot 212 F3 ESPACE COMMERCIAL HAJATIANA, Responsable Gérant COSNET Mme NICOLE
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 12:00 - 14:00
Thursday 12:00 - 14:00

Telephone

+261344446662

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iarivo bouliste club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Iarivo bouliste club:

Share

Category