Haiady Malagasy Kiaite

Haiady Malagasy Kiaite Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Haiady Malagasy Kiaite, Sport & recreation, Antananarivo.

Efa misokatra ny Haiady Malagasy KIAITE eto  Ambohitsoa Contact: 034 74 158 20 / 033 32 062 53
03/07/2026

Efa misokatra ny Haiady Malagasy KIAITE
eto Ambohitsoa
Contact: 034 74 158 20 / 033 32 062 53

02/07/2026
Miandry antsika izay liana  Malagasy izahay ato  fa efa misokatra ko ny entrainement isakan'ny Alarobia @4:30 atoandro s...
05/12/2025

Miandry antsika izay liana Malagasy izahay ato
fa efa misokatra ko ny entrainement isakan'ny Alarobia @4:30 atoandro sy ny alahady @1:30
contact : 034 74 158 20

Efa misokatra iany ko ny entrainement isakin'ny Alarobia manomboka @4 ora sasany atoandro sy ny Alahady @1 ora sy sasany...
05/12/2025

Efa misokatra iany ko ny entrainement isakin'ny Alarobia manomboka @4 ora sasany atoandro sy ny Alahady @1 ora sy sasany atoandro iany
contact : 034 42 865 93 / 033 32 062 53

Hisaorana Andriamanitra fa vita soamantsara ny Sabotsy 22 Novembre teo ny fanolorana ceinture hoan'ireo mpianatra avy an...
26/11/2025

Hisaorana Andriamanitra fa vita soamantsara ny Sabotsy 22 Novembre teo ny fanolorana ceinture hoan'ireo mpianatra avy any Itasy izay nahavita ny examen farany teo

01/11/2025
Eto 67ha hatrany no misy anay ampitan'ny FDC sy Baobab Isakin'ny Alahady @1:30 atoandro
19/09/2025

Eto 67ha hatrany no misy anay ampitan'ny FDC sy Baobab
Isakin'ny Alahady @1:30 atoandro

Maitrre Zo izay mpitarika ny KIAITE manerana'ny Madagasikara
18/09/2025

Maitrre Zo izay mpitarika ny KIAITE manerana'ny Madagasikara

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haiady Malagasy Kiaite posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share