01/06/2026
đ„đ„ Miverina ny KOTRANA! đ„đ„
đ
Manomboka ny 6 Septambra izao indray ny kotrantsika!
đ Ho anâireo efa mpikambana dia tongava daholo fa lasa indray isika hanatratra ny tanjontsika (hanamafy ny herinao sy ny fahaiza-manao).
âš Ary ho anâizay te-hiditra ho mpikambana vaovao, tia fanatanjahan-tena ary vonona hianatra sy hahafehy ny Kyokushin, izao no fotoana mety indrindra aminao!
đ„ Fotoana: isaky ny Asabotsy manomboka aminâny 10:30 hatraminâny 12:30
đ Toerana: Dojo ASKA 67ha en face FDC
⥠Tsy hoe fanatanjahan-tena fotsiny, fa fianarana fifanajana, faharetana, herim-po ary tanjaka Sabina, Vatana, Fanhy.
---
đ„đ„ L'entraĂźnement est de retour ! đ„đ„
đ
à partir du 6 septembre, les séances reprennent au club !
đ Pour nos membres actuels, soyez prĂ©sents pour renforcer votre puissance et vos compĂ©tences.
âš Et pour ceux qui souhaitent nous rejoindre, passionnĂ©s de sport et motivĂ©s Ă apprendre et maĂźtriser lâart du Kyokushin, câest le moment idĂ©al !
đ„ Horaire : tous les samedis de 10h30 Ă 11h30
đ Lieu : Dojo ASKA 67ha en face FDC
⥠Plus quâun sport, le Kyokushin câest aussi une Ă©cole de respect, persĂ©vĂ©rance, courage et force.
fans