Tsika Foot

Tsika Foot Mankafy baolina kitra ianao? Araho tsy tapaka ireo vaovao farany momba ny tontolon’ny Kitra !

Andro sisa no isaina... efa vonona ve isika ? ⏰️
01/06/2026

Andro sisa no isaina... efa vonona ve isika ? ⏰️

Misaotra Salle de jeux - Starteo nandray anay tamin’iny Final Ligue des champions iny. Nahafinaritra ny fandraisana, tsa...
31/05/2026

Misaotra Salle de jeux - Starteo nandray anay tamin’iny Final Ligue des champions iny.

Nahafinaritra ny fandraisana, tsara loatra ny ambiance.

Afaka manantona an’izareo mivantana isika raha misy soirée tiana atao miaraka amin’ny namana na fianakaviana fa malalaka ny trano sady parking misy .

Tompon-daka 2025-2026 🎖
31/05/2026

Tompon-daka 2025-2026 🎖

PSG - Kintana fararoa 🔴🔵 ⭐️⭐️
31/05/2026

PSG - Kintana fararoa 🔴🔵 ⭐️⭐️

  ⚽️ 🌍Le forfait du Maroc a été officiellement acté par la CAF. Ce qui voit chaque équipe du groupe C obtenir 3 points s...
16/01/2023

⚽️ 🌍
Le forfait du Maroc a été officiellement acté par la CAF. Ce qui voit chaque équipe du groupe C obtenir 3 points sur table.

Ainsi, les Barea de Madagascar sont à 6 points et en tête du groupe C. Il faudrait au moins un match num face au Soudan pour une qualification en 1/4 de finale pour nos joueurs. 🔥🇲🇬

Première participation à la  Première victoire pour les Barea 🔥🇲🇬
15/01/2023

Première participation à la
Première victoire pour les Barea 🔥🇲🇬

🏆 CAN BEACH SOCCER 🏆Hanao jery todika kely ny zava-bitan’ny Barea Beach Soccer isika, nandritra ny CAN Beach Soccer izay...
25/10/2022

🏆 CAN BEACH SOCCER 🏆

Hanao jery todika kely ny zava-bitan’ny Barea Beach Soccer isika, nandritra ny CAN Beach Soccer izay tanterahina any Mozambique amin’izao fotoana izao.

Tao amin’ny Vondrona B no nisy ny Barea. Nifarana hatreo amin’ny dingana isam-bondrona nefa ny fifaninana ho an’ireo Barea antsika arak’ity vokatra zaraina amintsika ity.
⚽️ Lalao 3 no notanterahina ka faharesena 3 no azon’ny Barea.

Senegal sy Egypte no hiakatra amin’ny dingana manaraka ao amin’ity Vondrona B ity, i Maroc sy Mozambique kosa no tafiakatra tao amin’ny Vondrona A.

🎯 Eo amin’ny laharana faha-7 kosa no misy ireo Barea tamin’ity CAN Beach Soccer ity.

Raha ny hevitrao dia inona no mety lesoka hanatsarana indray ny vokatra eo amin’ity taranja ity ?
Tsiahivina fa efa Tompon-daka an’ny Afrika teo amin’ny Beach Soccer isika tamin’ny taona 2015.

Formation barea VS Ghana !
01/06/2022

Formation barea VS Ghana !

Alefa barea 🇲🇬Ho arahina mivantana amin'ny TVM ireo lalao 6 an'ny Barea! (Eliminatoires CAN 2023)
30/05/2022

Alefa barea 🇲🇬

Ho arahina mivantana amin'ny TVM ireo lalao 6 an'ny Barea! (Eliminatoires CAN 2023)

Ho fanomezana fahafaham-po ny mpankafy baolina kitra sy ho fanohanana ny ekipam-pirenentsika dia novidian'ny fitondram-panjakana ny zo ahafahantsika manaraka mivantana eto amin'ny TVM ireo lalao enina ataon'ny Barea amin'ny fifanintsanana CAN2023.

Manome fotoana antsika ary ny TVM amin'ny Alarobia izao amin'ny lalao voalohany.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsika Foot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category