AMFC Aina Miray Football Club

🥰Ny Omalinay 28/01/2024 🥰💐Fiaraha-misakafo harivariva.Hita soritra t@endrik'izy ireo ny hafaliana.
29/01/2024

🥰Ny Omalinay 28/01/2024 🥰
💐Fiaraha-misakafo harivariva.
Hita soritra t@endrik'izy ireo ny hafaliana.

Nody ventiny ny rano natsakainaMisaotra anareo rehetra Izay  nanohana
28/01/2024

Nody ventiny ny rano natsakaina
Misaotra anareo rehetra Izay nanohana

Merci U13 🥰0 défaite atreto Demi-finale ndray miona e! ❤️Jusqu'à final no tanjona 😘😘
16/12/2023

Merci U13 🥰
0 défaite atreto
Demi-finale ndray miona e! ❤️
Jusqu'à final no tanjona 😘😘

Fière de vous2eme 8em de final U103-0 💪💪
02/12/2023

Fière de vous
2eme 8em de final U10
3-0 💪💪

Bravo U131er match - 1er Victoire 4-0💪💪
02/12/2023

Bravo U13
1er match - 1er Victoire
4-0💪💪

02/12/2023

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ranarivelo Faniry

Après match😊
25/11/2023

Après match😊

Misaotra anareo rehetra Izay nanohana🙏🙏Mankasitraka indrindra 😘😘Resy t@isa 1-0.Parcours nandritra ny tournoi.Éliminatoir...
25/11/2023

Misaotra anareo rehetra Izay nanohana🙏🙏
Mankasitraka indrindra 😘😘
Resy t@isa 1-0.
Parcours nandritra ny tournoi.
Éliminatoire:
Resy 3-2
Sahala 0-0
Naharesy 2-0
Naharesy 3-0
Tafiakatra 8eme, quart, demi
Ary Résy t@final.
Tsy kivy fa mbola bé ny ho sisa.
Isaorana ianareo Ray aman-dreny mahatoky mandefa ny zanakareo.
Mankasitraka❤️❤️❤️❤️

25/11/2023

J-J

 🤩Tonga ilay fotoana lehibe nandrasana. Asabotsy 25 Novembre 2023  Maraina.Entanina ny fahatongavatsika hanohana ireo za...
21/11/2023


🤩Tonga ilay fotoana lehibe nandrasana.

Asabotsy 25 Novembre 2023 Maraina.
Entanina ny fahatongavatsika hanohana ireo zandry kely🙏🙏

Misaotra an'i Tompo fa tafiakatra final izahay.Manasa antsika rehetra hanohana anay  fa hanao ny ezaka izahay azahoanay ...
11/11/2023

Misaotra an'i Tompo fa tafiakatra final izahay.
Manasa antsika rehetra hanohana anay fa hanao ny ezaka izahay azahoanay izany. Dia misaotra anareo Ray aman-dreny manohana anay hatrany.

Demi-finale rahariva @2 OraAlefa zandrikely💪💪
04/11/2023

Demi-finale rahariva @2 Ora
Alefa zandrikely💪💪

Address

Ambatobe
Antananarivo
101

Telephone

+261347992838

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMFC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AMFC:

Share