Tsitohaina Andriamijoro

Tsitohaina Andriamijoro 🔴 Certified personal trainer in nutrition and fitness ✅

🧐 Nareo koa ve mahazo 20 000 000 Ar isanandro 🤷🏽‍♂️🤦🏽‍♂️
22/07/2025

🧐 Nareo koa ve mahazo 20 000 000 Ar isanandro 🤷🏽‍♂️🤦🏽‍♂️

🧐 Somary mivaona kely fa ny sasany zany efa mila hampahay haniry nify akoho de nefa ny sasany mbola manao squat misy an’...
21/07/2025

🧐 Somary mivaona kely fa ny sasany zany efa mila hampahay haniry nify akoho de nefa ny sasany mbola manao squat misy an’ilay mi pompe kely eny ambony ihany 🤦🏽‍♂️

20/07/2025

🧐 Ireo erreurs 4 manankana ny évolution-nao 🤯❌⛔️
Ny aiza amin’ireo ary no efa fataonao 🤔🤷🏽‍♂️

⛔️❌Ny erreurs 4 fahitako any amin’ny salle isan’ny mi- freiner ny évolution indrindra 🤔✅Rahampitso 18h ary ny video tsik...
19/07/2025

⛔️❌Ny erreurs 4 fahitako any amin’ny salle isan’ny mi- freiner ny évolution indrindra 🤔✅
Rahampitso 18h ary ny video tsika manaraka 🫨😉

🔴🧐 Petit update de mon physique ..Ça avance bien en tout cas 👌🏾📹Video manaraka koa efa ho avy eo… Mazava ho azy fa instr...
18/07/2025

🔴🧐 Petit update de mon physique ..
Ça avance bien en tout cas 👌🏾
📹Video manaraka koa efa ho avy eo…
Mazava ho azy fa instructive hatrany ary misy zavatra mety mbola tsy henonao tany ho any koa ao amin’ilay izy 🤨🤔

Ma p’tit pose classic physic préférée 😎💪🏽
16/07/2025

Ma p’tit pose classic physic préférée 😎💪🏽

🤷🏽‍♂️ Tsy azo asehoseho hono ilay maka sary de nefa ilay sary sy ilay pose zao vao mivoaka satria efa manomboka milatsak...
15/07/2025

🤷🏽‍♂️ Tsy azo asehoseho hono ilay maka sary de nefa ilay sary sy ilay pose zao vao mivoaka satria efa manomboka milatsaka tsara ilay massa de graisse de zao no niafarany 🤦🏽‍♂️

🔴 Tsy mahazo mihinana vary🍛 hono refa manala tavy eee … tsy mahazo mihonana pâte eee🍝Ny vary na pâte hoaniko nefa mila h...
13/07/2025

🔴 Tsy mahazo mihinana vary🍛 hono refa manala tavy eee … tsy mahazo mihonana pâte eee🍝
Ny vary na pâte hoaniko nefa mila ho betsaka noho ny hoanin’ny sasany en prise de masse nefa tsy olona mora miala tavy loatra ah akory 🤦🏽‍♂️
Ao ambany ao ny video nivoaka omaly raha mila tosika kely fa mampalahelo ise😆

12/07/2025

Ny zavatra tena tokony ho respectenao raha tena te hihena ianao 😉🧐

Pas mal le transfo  pour une début de sèche 🧐
12/07/2025

Pas mal le transfo pour une début de sèche 🧐

Bonjour !! 🫡
10/07/2025

Bonjour !! 🫡

Resaka kosa aloha resaka fa rehefa tonga amty pose iray ity ohatry ny ah zany no sefo deba indrindra😆
08/07/2025

Resaka kosa aloha resaka fa rehefa tonga amty pose iray ity ohatry ny ah zany no sefo deba indrindra😆

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsitohaina Andriamijoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category