28/08/2026
Salama daholy, raikitra indray ary ny entraînement ny sabotsy 29 Août dojo fjkm Andranoro 6h-8h maraina
Ny entraînement alahady 30 Août dojo fjkm Andranoro 11h-13h
Miantso rehefa eo fjkm Andranoro dia alaina ianao mp ny numero sy fanazavana fanampiny azafady😊
Mandray débutant(e) na débutant(e) avancé ihany ko izahay 🥊