Liverpool FC - Madagascar

Liverpool FC - Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Liverpool FC - Madagascar, Sports Team, Antananarivo.

🔴 Liverpool FC Madagascar 🇲🇬
📌 Pejin’ny mpankafy Liverpool eto Madagasikara
⚽ Résultats | 🔄 Mercato | 🎙️ Fanadihadiana | 👑 Tantara
📢 Vaovao amin’ny teny Malagasy
❤️ Eto, tsy irery mihitsy ny Reds — na mandresy na… saika mandresy 😂

🔴🔴

OFISIALY ✅Dara Jikiemi , vodilaharana afovoany , 16 taona, mpilalaon’ny Celtic ( D1 🏴󠁧󠁢󠁳󠁣󠁴󠁿 ) teo aloha.Hanatevin-dahara...
01/09/2026

OFISIALY ✅

Dara Jikiemi , vodilaharana afovoany , 16 taona, mpilalaon’ny Celtic ( D1 🏴󠁧󠁢󠁳󠁣󠁴󠁿 ) teo aloha.

Hanatevin-daharana ireo bandy kely ao amin’ny Academy izy manomboka izao ary hilalao hiaraka amin’ny U18.


🔴🔴

Bradley Barcola 🇫🇷Io izy ary e😍😍Hitondra ny fanamiana faha firy izy 🤔👇Misy miteny hoe 2️⃣9️⃣Misy indray miteny hoe 1️⃣1️...
31/08/2026

Bradley Barcola 🇫🇷

Io izy ary e😍😍

Hitondra ny fanamiana faha firy izy 🤔👇

Misy miteny hoe 2️⃣9️⃣
Misy indray miteny hoe 1️⃣1️⃣ solon’i Salah.


🔴🔴

OFISIALY ✅Nisy ny fifanarahana ambava eo amin’ny Liverpool  sy ny klioban’ny Genk. Ho lasa mpilalaon’ny Liverpool i Lucc...
31/08/2026

OFISIALY ✅

Nisy ny fifanarahana ambava eo amin’ny Liverpool sy ny klioban’ny Genk. Ho lasa mpilalaon’ny Liverpool i Lucca Brughmans , izay mpiandry harato vao 18 taona monja.

Manodidina ny 35 tapitr’isa euros ny sandan’ny fifindrany ary amin’ny 2027 izy vao hifindra ato amin’ny klioba.

Izany moa dia tafiditra ao amin’ny hijerena ny handimby an’i Mamardashavili , ity farany mety hiala ny klioba.

(✍️ Fabrizio Romano)


🔴🔴

OFISIALY ✅Richard Huges, talehan’ny fanatanjahantena ny klioba ( Directeur Sportif) , hiala tsy hitana io andraikitra io...
31/08/2026

OFISIALY ✅

Richard Huges, talehan’ny fanatanjahantena ny klioba ( Directeur Sportif) , hiala tsy hitana io andraikitra io intsony ny tenany manomboka ny volana septambra ho avy izao ary hifindra any amin’ny klioban’ny Al - Hilal (D1 any Arabie Saoudite 🇸🇦) .
Nandritra izay 2 volana izay, dia efa niandraikitra ny fifindrana mpilalao tany amin’ny Al-Hilal ny izy , any ka lasa anjorom-bala ny tato amin’ny Liverpool.

(✍️ Romain Molina)

Iza no itanao fa tokony hasolo azy🤔👇


🔴🔴

VOKATRA FARANY🔴Liverpool 🆚 Not. Forest : 2-2⚽️ Isak , MunozzAhoana ny fijerinareo ny lalao🤔👇🙏 Ialana tsiny nohon’ny faha...
29/08/2026

VOKATRA FARANY🔴

Liverpool 🆚 Not. Forest : 2-2

⚽️ Isak , Munozz

Ahoana ny fijerinareo ny lalao🤔👇

🙏 Ialana tsiny nohon’ny fahatarana.


🔴🔴

OFISIALY ✅UEFA Champions League,Ireto daholo ny klioba hidona amintsika mandritra ny anaty vondrona :🏠 ATLÉTICO 🇪🇸🏠 PORT...
27/08/2026

OFISIALY ✅

UEFA Champions League,

Ireto daholo ny klioba hidona amintsika mandritra ny anaty vondrona :

🏠 ATLÉTICO 🇪🇸
🏠 PORTO 🇵🇹
🏠 VILLARREAL 🇪🇸
🏠 LENS 🇫🇷

✈️ INTER MILAN 🇮🇹
✈️ CLUB BRUGES 🇧🇪
✈️ FENERBAHÇE 🇹🇷
✈️ LASK LINZ 🇦🇹

Aiza ho aiza ny fanantenana 🤔
Mahazo faha firy isika🤔👇👇



🔴🔴

OFISIALY ✅Bradley Barcola 🇫🇷, Lasa mpilalaon’ny Reds ihany koa. Mitentina 100 tapitr’isa euro miampy 40 tapitr’isa bonus...
27/08/2026

OFISIALY ✅

Bradley Barcola 🇫🇷,

Lasa mpilalaon’ny Reds ihany koa. Mitentina 100 tapitr’isa euro miampy 40 tapitr’isa bonus.

(✍️ Fabrizio Romano)


🔴🔴

OFISIALY ✅Toy izao ny fanamiana faha 3️⃣ amin’ity taompilalaovana ity.Ahoana, tsara ve 🤔 Soraty ao 👇👇    🔴🔴
27/08/2026

OFISIALY ✅

Toy izao ny fanamiana faha 3️⃣ amin’ity taompilalaovana ity.

Ahoana, tsara ve 🤔
Soraty ao 👇👇



🔴🔴

[🤝🤝MERCATO] Tadidintsika ve ty zandry kely ty?Stefan bajčetić 🇪🇸,Ilay zandry kely namiratra tamin’ny andron’i Klopp, isa...
25/08/2026

[🤝🤝MERCATO]

Tadidintsika ve ty zandry kely ty?

Stefan bajčetić 🇪🇸,

Ilay zandry kely namiratra tamin’ny andron’i Klopp, isan’ny niandrandra azy daholo ngamba isika hoe izy no handimby an’i Fabinho saingy nohon’ny ratra nahazo azy , dia tsy niverina amin’ny heriny intsony izy. Re izao fa hiverina any amin’ny kliobany teo aloha izy dia ny Celta Vigo (D1 🇪🇸). Miandry ny filazana ofisialy isika.

(✍️ Matteo Morreto)


🔴🔴

Jurgen Klopp 🇩🇪 sy Andoni Iraola 🇪🇸 sy Arne Slot 🇳🇱Mitovy tamin’ny andron’i Klopp ihany no olantsika amin’izao dia ny co...
24/08/2026

Jurgen Klopp 🇩🇪 sy Andoni Iraola 🇪🇸 sy Arne Slot 🇳🇱

Mitovy tamin’ny andron’i Klopp ihany no olantsika amin’izao dia ny contre attaque. Raha sendran’ny ekipa manao bloc ambany ka mahavita contre attaque aingana be isika, dia taraiky.
Izay no isan’ny olana tsy nandresentsika ny Real Madrid ( an’i Carlo Ancelotti 🇮🇹) mihitsy tamin’ny andron’i Klopp.

Izay kosa no tombony tamin’i Slot, ainy ny mandanjalanja an’iny ary isan’ny nandreseny ny Real Madrid indroa nisesy zany.



🔴🔴

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Liverpool FC - Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Liverpool FC - Madagascar:

Shortcuts

Share

Category