Foot7 FJKM Ambodivona Filadelfia

Foot7 FJKM Ambodivona Filadelfia Ity page ity dia natao mba hifampizarana sy ilazana vaovao mahakasika ny "sport" eto amin'ny Fitandremana Ambodivona Filadelfia.

Famporisihana ny tanora kristianina mba ho tia fanatanjahatena.

02/09/2021
Kitra vao maraina , sady manalazy no mahazo tanjaka😆👍👍
20/02/2020

Kitra vao maraina , sady manalazy no mahazo tanjaka😆👍👍

Naka-naka kely fotsiny😊😊
06/02/2020

Naka-naka kely fotsiny😊😊

Androany 02 febroary 2020 nahafinaritra ny lalao . Misaotra any ireo tonga .Mbola ho avy ny manaraka .Misaotra ny Ray is...
02/02/2020

Androany 02 febroary 2020 nahafinaritra ny lalao . Misaotra any ireo tonga .Mbola ho avy ny manaraka .Misaotra ny Ray isika❤💪👊

Misaotra zala tamny androany a . Tsara ilay lalao firalahina 👊 Score : 14:5 mpandresy isika .Mbola hitohy ...❤
24/01/2020

Misaotra zala tamny androany a . Tsara ilay lalao firalahina 👊
Score : 14:5 mpandresy isika .Mbola hitohy ...❤

24/01/2020

Mitohy hatrany ny fandresena na dia lalao amicale aza ⚽⚽ avec :
Johary
Dranto
Diary
Celin
Nitokiana
Bain Rivo
Bain kely
Manda
Safidy be
Manoa
Fenontsoa

Address

Ambodivona
Antananarivo

Telephone

+261339080965

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foot7 FJKM Ambodivona Filadelfia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category