19/07/2026
🎓💙 Bonne chance ho an'ireo mpilalao ato amin'ny Games Billard hiatrika ny Bac Général & Technique!
Anio, ny Bac no partie lehibe indrindra. 😉📚
Allez chercher ce Bac... dia avy eo miverina manao partie! 🎱🔥
Force à anareo rehetra! 💪✨