Mahay milomano

Mahay milomano FAMPIANARANA MILOMANO / COURS DE NATATION
(Piscine privée)

Salama tompoko 😊☀️Manomboka mafana ny andro dia raikitra amin'izay ity‼️🏊🏼MAMPIANATRA MILOMANO📍Toerana: By Pass IMERIMAN...
19/09/2025

Salama tompoko 😊

☀️Manomboka mafana ny andro dia raikitra amin'izay ity‼️

🏊🏼MAMPIANATRA MILOMANO

📍Toerana: By Pass IMERIMANJAKA (route vers Iavoloha)

📆 Isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy

⏱ Ora: misafidy izay mahafaka (ny alahady @ 11h no miakatra)
⚠️ Sur rendez-vous foana ⚠️

💵Tarif: 20.000ar isaky ny mianatra (efa ao anatiny ny fidirana)

⏳ Durée de la séance: 1h à 1h30

👙 Tsy maintsy mitondra Maillot de bain (raha lava volo dia tsara manao bonnet)

Fanazavana fanampiny: MP/ 034 17 403 27

08/09/2025

Miarahaba tompoko!
Ialana tsiny ireo MP tsy voavaly noho ny olana ao @ messenger.
Afaka miantso avy hatrany kosa nefa
0341740327

Salama tompoko 😊🏊‍♀️ Manomboka saison vaovao FAMPIANARANA MILOMANO isika izao⚠️ Niova ny toerana an!➡️ AMBOHIJANAKA no t...
13/09/2024

Salama tompoko 😊
🏊‍♀️ Manomboka saison vaovao FAMPIANARANA MILOMANO isika izao
⚠️ Niova ny toerana an!
➡️ AMBOHIJANAKA no toerana ianarana amin’izao aloha
📆 Isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏱ Ora: misafidy anelanelan’ny 10h-16h (TSY MAINTSY MIANTSO FOANA REHEFA HO AVY)
💵Tarif: 15.000ar isaky ny mianatra no entina
(1h ny cours dia mbola afaka manao exercice sy manao izay activités ao amin’ilay toerana avy eo, afaka mitondra sakafo)
🩱🩲Tsy maintsy mitondra Maillot de bain sy bonnet ❗️
Fanazavana fanampiny: MP/ 034 17 403 27

🏖🏝Ho an’izay mitady toerana calme kokoa, Imerimanjaka By pass no toerana amin’ny tarif 20.000ar par séance.

🏡 AFAKA MANPIANATRA A DOMICILE (resahana manokana ny tarif sy transport)

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MBOLA AFAKA NY HAHAY HILOMANO TSARA IANAO MANDRAPAHATONGAN’NY RIRININA AN! 🏊‍♀️  Izay vonona d...
08/04/2024

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞
🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MBOLA AFAKA NY HAHAY HILOMANO TSARA IANAO MANDRAPAHATONGAN’NY RIRININA AN! 🏊‍♀️

Izay vonona dia miteny afaka manomboka mianatra avy hatrany

💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro fa mila milaza mialoha hijerena izay ora mety
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra

MP na miantso 034 17 403 27

➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.

Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊‍♀️ ✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka f...
06/03/2024

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞

🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊‍♀️

✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka fa tsy mbola nahavita

🍕 🔥 Afaka manjifa ny pizza au feux de bois amin’ny vidiny 10.000ar monja koa ireo mpianatra sy mpanaraka ny mpianatra an 😊

💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
(milaza mialoha rehefa ho avy)
MP na miantso 034 17 403 27

➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.

Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊‍♀️ ✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka f...
16/02/2024

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞

🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊‍♀️

✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka fa tsy mbola nahavita

🍕 🔥 Afaka manjifa ny pizza au feux de bois koa ireo mpianatra sy mpanaraka ny mpianatra an 😊

💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
(milaza mialoha rehefa ho avy)
MP na miantso 034 17 403 27

➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.

Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊‍♀️ ✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka f...
01/02/2024

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞

🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊‍♀️

✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka fa tsy mbola nahavita

💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
(milaza mialoha rehefa ho avy)
MP na miantso 034 17 403 27

➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.

Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA MPIANATRA MILOMANO 🏊 🏊‍♀️ 💧Toerana: AMBOHIMIANDRA 💵 Tarif 1️⃣2️⃣...
19/01/2024

🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞
🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA MPIANATRA MILOMANO 🏊 🏊‍♀️

💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
(milaza mialoha rehefa ho avy)
MP na miantso 034 17 403 27

➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.

Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏

🌞🌞Miarahaba tratry ny taona vaovao o!🌞🌞🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA MPIANATRA MILOMANO 🏊 🏊‍♀️ 💧Toerana: AMBOH...
02/01/2024

🌞🌞Miarahaba tratry ny taona vaovao o!🌞🌞
🏊‍♀️ 🏊‍♂️ MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA MPIANATRA MILOMANO 🏊 🏊‍♀️

💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
(milaza mialoha rehefa ho avy)
MP na miantso 034 17 403 27

➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.

Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏

Address

Ambohimiandra
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 05:00 - 19:00
Wednesday 05:00 - 19:00
Friday 05:00 - 19:00
Saturday 05:00 - 19:00
Sunday 10:00 - 19:00

Telephone

+261341740327

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahay milomano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share