COACH Berindra

Call Directions Contact the business

COACH Berindra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COACH Berindra, Sports & Fitness Instruction, ANKATSO, Antananarivo.

🏃‍♂️ PRÉPARATION PHYSIQUE — CONCOURS POLICE NATIONALE 🇲🇬COACH BERINDRA vous propose une Préparation Physique Générale et...
07/08/2026

🏃‍♂️ PRÉPARATION PHYSIQUE — CONCOURS POLICE NATIONALE 🇲🇬
COACH BERINDRA vous propose une Préparation Physique Générale et Spécifique dédiée aux candidats au Concours de la Police Nationale.
🎯 Préparation adaptée aux différents concours :
👮 Agent de Police
🕵️ Inspecteur de Police
⭐ Officier de Police
🎖️ Commissaire de Police
📅 Début : 10 Août 2026
📍 Lieu : ANS Ampefiloha
💪 Entraînez-vous sérieusement. Préparez-vous efficacement. Réussissez votre concours !
📞 CONTACT : +261 34 17 956 61

Coach Tanora, mpamolavola tanora nandritry ny 13  taona izay, mpitarika sy nahita fiofanana momba ny tanora saingy tsy m...
30/07/2026

Coach Tanora, mpamolavola tanora nandritry ny 13 taona izay, mpitarika sy nahita fiofanana momba ny tanora saingy tsy mba voaantso na 1 andro aza tamin'ny FIKAONANDOHAN'NY Tanora.
👉Isika nefa maniry hanatsara ny sehatra fitaizana tanora sy fanovana ny toe-tsain'ny Tanora.

Miantso anareo izay miatrika azy io lba ho tena zava-mipaka any amin'ny fanatsarana ny Tanora no ho hita sy ho raisina ao fa io no tena banga tsy afahan'ny Tanora misokatra. Indrindra amin'ny seham-panabeazana sy famolavolana Tanora tompon'andraikitra.

COACH Berindra
SARY: Ampahany tamin'ny fanomanana natao.

28/07/2026

Afaka mandray préparation physique zaho ho anareo hanao Concours-panjakana manomboka début Août izao.

𝐅𝐈𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀Indro zaraina amintsika ny filazàna fifaninanana hidirana ho mpianatra manamboninahitra any amin'ny...
12/06/2026

𝐅𝐈𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀

Indro zaraina amintsika ny filazàna fifaninanana hidirana ho mpianatra manamboninahitra any amin'ny Akademia Miaramila Antsirabe ho an'ny andiany Iraisam-Piadiana faha-23.
Izahay dia manomana anao afaka hiatrika ny Epreuve Physique na inona na inona Spécialisation andraisanao anjara amin'ny fifaninanana hidirana ao amin'ny ACMIL.

Antsoy ny Finday/
COACH Berindra :+261 34 17 956 61

👉UN ESPRIT SAIN DANS UN CORPS ACTIF 💪🧗Pour célébrer les 7 ans de COACH Berindra nous envisageons d'organiser une randonn...
08/06/2026

👉UN ESPRIT SAIN DANS UN CORPS ACTIF 💪

🧗Pour célébrer les 7 ans de COACH Berindra nous envisageons d'organiser une randonnée ouverte à tous à partir de 15 ans.🇲🇬🇲🇬

Andao ho averina ny fotoana tsara sy mamy niarahana e❤️‍🔥

Bientôt...💪

08/05/2026

Mitohy ny fanomanana 2e phase concours POLICE. Tongava izay vonona.
COACH Berindra

Satria fanabeazana ny fiainana dia nisafidy ny hizara ity izahay. VAHAOLANA: 👉 Isan'ny fianarana ny tsy fanaovana hosoka...
30/04/2026

Satria fanabeazana ny fiainana dia nisafidy ny hizara ity izahay.
VAHAOLANA:
👉 Isan'ny fianarana ny tsy fanaovana hosoka ary voararan'ny lalàna
👉Mampigadra ny fisolokiana sy fanaovana hosoka na ny endrika firaisana tsikombakomba am'zay.
👉 Mianara ka izay tena fahaizanao no asehoy arakzay.
👉Tsisy tara izany na efa lehibe aza hianao vao miverina mianatra ary efa maro ny fomba afahanao manao izany amzao andron'ny nomerika izao.

📢 FIHODINANA FAHAROA AMIN'NY FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO POLISIMPIRENENA TAONA 2025🔹 Ireo mpiadina afaka tamin...
29/04/2026

📢 FIHODINANA FAHAROA AMIN'NY FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO POLISIMPIRENENA TAONA 2025

🔹 Ireo mpiadina afaka tamin’ny fihodinana voalohany ihany no hiatrika ny fihodinana faharoa.

📅 Datin'ny fanadinana : Alakamisy 28 sy Zoma 29 Mey 2026

📍 Toerana :
▪️ Ho an’ny mpiadina niatrika izany tamin’ny foibem-panadinana ivelan’Antananarivo dia manatona ny « Direction Régionale de la Sécurité Publique » (DRSP) amin’ny renivohim-paritany (TOAMASINA, ANTSIRANANA, MAHAJANGA, FIANARANTSOA, TOLIARA) misy ny Foibem-panadinana niatrehana izany tamin’ny fihodinana voalohany.

▪️ Ho an’ny mpiadina tao amin’ny foibem-panadinana ANTANANARIVO kosa dia manatona ny « Service Central du Recrutement » (DRH/SCR) Anosy ;

🩺 Visite médicale (CM2) :
▪️ Ny “Fiche Médicale” (CM2) dia azo atao avy hatrany ary azo raisina atao “Photocopie” ao amin’ny Foibem-panadinana amin’ny renivohim-paritany teo aloha na alaina amin’ny “site web de la Police Nationale Malagasy” : https://www.pn.gov.mg. na koa ao amin'ny "Facebook" pejy "POLISIM-PIRENENA MALAGASY" ary entina amin’ny “Centre Hospitalier de Référence” na “Centre Hospitalier Universitaire” irery ihany ;

▪️ Ny “Fiche Médicale” (CM2) dia entina amin’ny hopitalim-panjakana Centre Hospitalier de Référence (CHR) na Centre Hospitalier Universitaire (CHU) ary fenoin’ny dokoteram-panjakana. Rehefa voahidy tsara anaty valopy dia entin’ny mpiadina ary angonina mandritra ny andro hanaovana ny fanadinana fihodinana faharoa. Arak’izany, tsy mahazo manao adina am-bava ny mpiadina tsy mitondra ny CM2.

📏 Contre-toise :
➡️ Manatanteraka ny “Contre-Toise” ny mpiadina rehetra ny ALAROBIA 27 MAY 2026.

✔️ Marihina fa hisy fandaharam-potoana isaky ny « Groupe de candidat » mandritra ireo daty ireo hanatontosana ny adina tsirairay ;
Mandritra ny fotoam-panadinana fihodinana faharoa dia tsy maintsy mitondra ny "Convocation" izay nampiasaina tamin’ny fanadinana fihodinana voalohany sy ny "Carte d'Identité Nationale".

📋Lisitry ny mpiadina efa voazara anaty “Groupe de candidat” miaraka amin’ny fandaharam-potoana hanatanterahana ny fanadinana fihodinana faharoa dia azo jerena manomboka ny ZOMA 22 MAY 2026 ao amin’ny « Service Central du Recrutement » (SCR) Anosy Antananarivo sy any amin’ny DRSP amin’ny renivohi-paritany misy ny foibem-panadinana iadinan’ny mpiadina.

📌 Ny lisitra sy ny fandaharam-potoana dia ho hita manomboka ny Zoma 22 Mey 2026 eny amin’ny SCR Anosy sy DRSP rehetra.

ℹ️Raha mila fanazavana fanampiny dia manatona ny "Service Central du Recrutement” Anosy Antananarivo na ny "Direction Régionale de la Sécurité Publique (DRSP)" isam-paritra.

📢 FIFANINANA HIDIRANA MPIANATRA HO POLISY : NIVALY ANDROANY NY DINGANA VOALOHANY. 👮‍♂️ Nivoaka ny valin'ny fifaninanana ...
24/04/2026

📢 FIFANINANA HIDIRANA MPIANATRA HO POLISY : NIVALY ANDROANY NY DINGANA VOALOHANY.

👮‍♂️ Nivoaka ny valin'ny fifaninanana hidirana ho Polisy dingana voalohany. Arahabaina hianareo 694 mianadahy afaka tamin'iny dingana vialohany iny.

📍 Azonao jerena eny amin'ny Minisiteran'ny Filaminambahoaka Anosy, ireo Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka sy eny anivon'ny kaomisaria akaiky anao izany.

📅 Ho ampitaina eto ny andro voatondro hanaovana ny fifaninanana dingana faharoa sy ny pitsopitson'ny fandaminana.

Izahay dia manomana ny 2e phase raha liana hianao. Manomboka Lundi izao isika ka ao @ ANS Ampefiloha no toerana hanaovana Préparation 💪

Address

ANKATSO
Antananarivo

Telephone

+261341795661

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COACH Berindra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to COACH Berindra:

Shortcuts

Share