07/12/2022
Salama ee,
Nohon'ny fangatahan'ny sasany amintsika dia ahemotra ho @ Alakamisy 15 Desambra ny faran'ny fisoratana anarana amin'ity lalao ity, amin'io ihany koa ny Point Technique hiarahan'ny mpandray anjara sy ny organisateur , SMMEC Alarobia Amboniloha.
👉 Mankasitraka manokana ny mpanohana ny hetsika SMMECC
👉Hisy conférence de presse hanasanay anareo izay efa nisoratra anarana sy izay mieritreritra hilalao ny Zoma 09 Desambra zao ao amin'ny Grande salle Alarobia Amboniloha.
Aza misalasalama miantso na mandefa MP amin'ny page UJSA-EventUJSA-EventUJSA-EventntNB: Triplette ilay Pétanque
Mankasitraka ee!!