Fit Pro Ankadindramamy

Fit Pro Ankadindramamy Fitness - Musculation - Cardio

🎉 Tratry ny taona vaovao ho an’ny fianakaviana FitPro manontolo ! 🎉Manomboka ny taona vaovao, misokatra ny pejy vaovao.F...
01/01/2026

🎉 Tratry ny taona vaovao ho an’ny fianakaviana FitPro manontolo ! 🎉

Manomboka ny taona vaovao, misokatra ny pejy vaovao.
Fotoana mety tsara hametrahana tanjona vaovao, hanamafisana ny finiavana ary hikarakara ny vatana sy ny saina 💪

Misaotra indrindra anareo rehetra mpikambana noho ny fitokisana, ny hery ary ny hafanam-po entinareo isan’andro eto amin’ny salle.
Amin’ity taona vaovao ity, mbola hiaraka aminareo izahay hanentana, hanohana ary hanampy anareohanatratra ny tanjona.

🔥 Taona vaovao, tanjona vaovao, finiavana tsy miova !
Miandry anareo eto amin’ny salle izahay rahampitso 02 Janoary hanoratra indray ny fahombiazana vaovao miaraka.

📢 FAMPANDRENESANA: Ampahafantarina antsika rehetra fa hikatona ny salle noho ny fetin'ny faran’ny taona manomboka :🗓 24 ...
23/12/2025

📢 FAMPANDRENESANA:
Ampahafantarina antsika rehetra fa hikatona ny salle noho ny fetin'ny faran’ny taona manomboka :
🗓 24 Desambra amin’ny 12 ora atoandro
⛔ ka hatramin’ny 01 Janoary
🔓 Hiverina hisokatra indray isika ny 02 Janoary, vonona tanteraka hanomboka ny taona vaovao miaraka aminareo 💪🔥

Mirary fety sambatra sy taona vaovao feno fahasalamana sy tanjaka ho antsika rehetra 🎉✨
👉 Tandremo ny vatanao, ary miomàna hiverina hiezaka indray!

📅 Herinandro vitsy sisa dia hifarana ny taona… Tsy voatery miandry 2026 anie eh!Ny 1 volana sisa dia ampy hanovana zavat...
01/12/2025

📅 Herinandro vitsy sisa dia hifarana ny taona… Tsy voatery miandry 2026 anie eh!

Ny 1 volana sisa dia ampy hanovana zavatra betsaka raha tena manapa-kevitra ianao 💪🔥

👉 Aza miandry 1 Janoary vao anapakevitra
👉 Aza atao hoe “raha vita ny fety vao hiverina”
✨ Ity volana ity no dingana farany. Ataovy feno hafanana. Ataovy feno fandrosoana.
Ampidiro ao anaty fandaharam-potoanao ny salle, satria ny tenanao ihany no handray ny vokatra.

Miverina ny Zumba fitness mamay be 🔥Ato amin'ny FitPro ❤️
28/11/2025

Miverina ny Zumba fitness mamay be 🔥
Ato amin'ny FitPro ❤️

🔥 ZUMBA FITNESS CHEZ FITPRO🔥Rendez-vous Samedi à 10h00 😍
14/11/2025

🔥 ZUMBA FITNESS CHEZ FITPRO🔥

Rendez-vous Samedi à 10h00 😍

2 volana sisa... 🙅AZAFADY...MBOLA MISY 2 VOLANA.Tsisy hoe tara, manomboha ANDROANY 🔥
10/11/2025

2 volana sisa... 🙅

AZAFADY...MBOLA MISY 2 VOLANA.

Tsisy hoe tara, manomboha ANDROANY 🔥

Zumba tous les samedis à 10h00 🔥🔥Aza tara isika 💪
07/11/2025

Zumba tous les samedis à 10h00 🔥🔥

Aza tara isika 💪

💪🔥
03/11/2025

💪🔥

Tongava daholo amin'izay oooh 💪💪🔥
24/10/2025

Tongava daholo amin'izay oooh 💪💪🔥

Aza adino ny Pro antsika rahampitso!🔥Zumba fitness chez FitPro Ankadindramamy manomboka amin'ny 10 ora maraina 🤩
19/09/2025

Aza adino ny Pro antsika rahampitso!🔥

Zumba fitness chez FitPro Ankadindramamy manomboka amin'ny 10 ora maraina 🤩

15/09/2025

🔥 ZUMBA FITNESS MASAKA BE 🔥Milay be daholo nareo, Samedi izao indray ny fotoana. 😍
13/09/2025

🔥 ZUMBA FITNESS MASAKA BE 🔥
Milay be daholo nareo, Samedi izao indray ny fotoana. 😍

Address

Ankadidramamy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 20:00
Tuesday 05:00 - 20:00
Wednesday 05:00 - 20:00
Thursday 05:00 - 20:00
Friday 05:00 - 20:00
Saturday 05:00 - 20:00

Telephone

+261380571673

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fit Pro Ankadindramamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share